Mpanohatra tsisy ilana azy dia izay no vokany
1. kanota
(
28/09/2007 13:55)
Felaka tehamaina ho an'ny mpanohatra koa izany. Efa lazaina fa tsy ilan'ny vahoaka mbola be resaka ihany. Tsy aleo maka aina rehefa mba ampy taona sa mitady ho afabaraka tsara?
répondu par Jeankely le 03/10/2007 04:08
2. Herimiafina
(
29/09/2007 00:30)
Mpanohitra sa mpandrava, raha any Dago oloha dia mpandrava angamba no metimety kokoa.:-D
3. Jeankely
(
29/09/2007 02:49)
Marina ny anao iny aloha ary tsisy hiadian-kevitra. Maka ny toeran'ny mpanohatra moa izy ka izay no niresahana azy satria tsy ho sahy hilaza ho mpandrava izany mihintsy ireo.
4. rabaradaka
(
02/10/2007 06:10)
Marina zany ry kanota sy ry herimiafina, tena marina fa mba saino ange ny havitsian'ny mpifidy e, mety ny tsy fitiavany ny mpanohitra no ao antsaina nefa ny fahasosorany amin'ny TIM izay be resaka fotsiny koa. Diniho kely fa aza be fo loatra. Tsy misy ilana an-dry Lahiniriko, ry Manandafy sy ny sisa hoy nareo fa aleo ho hita eo raha hahavita ny 5 taona ny TIM.
rabaradaka tompoko TIM fa tsy ilay hoe Tiako Ianao Mijaly (TIM koa io)
rabaradaka tompoko TIM fa tsy ilay hoe Tiako Ianao Mijaly (TIM koa io)
5. Jeankely
(
02/10/2007 08:17)
Ianao dia mazava fa TIM ary tsy raharahinay mihintsy satria raha leo izany izahay dia tsy ny TIM niala mihintsy no zahavinay ataovy masaka ao antsainao izany. Fa inona no tao antsainareo nitarika ny olona hirona any koa avy eo mi-baradaka. Mandehana indray miverina milelaka fa tianay mihintsy ny mihaino anao milelaka kankana avy any.
6. Sambilokely
(
02/10/2007 14:49)
Tsy te handre teny za any aoriana any rehefa tsy mety ny nataon'ny TIM de oe taiza nareo ary tsy mba mandray andraikitra fa de mijery fotsiny!! fa de hainay tsara mintsy no mamaly anareo am zay!!
7. Jeankely
(
03/10/2007 04:08)
Raha tao no niala aza be resaka. Izahay tsy mbola tao fa Madagasikara no tsinjovinay.
