nyfitia Nice

1. hasina2 ( 28/09/2007 11:40)
ho an izay efa namonjy fetin'iassociation ny fitia , tsara ve ny ambiance :?: ande mantsy zay rahampitso ,ca vaut le cout du deplacement ve zay mantsy avy ao marseille.
répondu par hasina2 le 07/10/2007 19:14
2. Ralay ( 28/09/2007 15:37)
Asa fanasoavana io ka raha tinao ny hanasoa ny ankizy malagasy dia tsy misy tambiny izany fa tongava fa ho afapo foana ianao :lol:
3. aloalo ( 28/09/2007 16:14)
raha tahaka amiko alou d tsy mi se déplacer za. samy manao zay tiny ihany io ko ! raha tsy hoe hanao asa soa anga d hafa indray
4. fijo ( 28/09/2007 19:27)
izany ve hisy dite????
5. mandrindra ( 29/09/2007 06:48)
fijo, lany angaha lety ny glasy?
6. tywa68 ( 29/09/2007 06:56)
fijo : dite sy poulet :-D:-D
7. xxx ( 29/09/2007 09:43)
hasina2 manao pub an
8. aloalo ( 29/09/2007 11:25)
6. Mpandefa : xxx [ Valio ] 29-09-2007 11:43:02
Lohateny : Re : nyfitia Nice
hasina2 manao pub an

hita fa manao pub, oul any Marseille v isary adala ho any Nice fa tsy aleony mijery spectacle misy artistes malaza ao Marseille ?
@ zay hihinana akoho d mirava @ 12 alina lol
9. hasina2 ( 30/09/2007 08:05)
tsy manao pub mintsy aho kle fa olona tsy fantatro reo fa ny namako no nandefa mail tamiko pubny io soirée io aparament ony mnge poulet sy dite . kom vous avy any marseil ve dia y sedeplace tsy nande aho et sansregre!!!!!!!!!!
10. ftma ( 01/10/2007 08:15)
hasina2: soirée fanampiana ny any madagasikara ny tany, nahafinaritra aloha be, efa mpandeha any aho, tsy ny ambiance aloha no haleako any fa hoe mba mandray anjara e fa na izany aza nahafinaritra misy sationany ato raha hijery ianao http://amc06.free.fr/Nyfitia_sept07.htm

aloalo: koa maninona raha manao pub izy? sady tsy akoho ny loaka tao fa hen'omby ritra

Raha te hahalalana ny momba an'io association io ianareo dia jereo ato http://www.nyfitia.com/pages/editopag.html
11. hasina2 ( 01/10/2007 23:23)
ftma:misaotra t@ ny video, nahafinaritra fa ny ambiance piano bar nampatory be tsy hitako atraminy farany fa nakaleo be, ilay sequence gasy mba eo eo iany:?
12. ftma ( 02/10/2007 10:29)
hasina2: t@ sakafo iny nazoto homana tsara zahay t@ iny fa tsy nieritreritra ny hadihy, @ manaraka tongava fa fanampiana ny ankizy gasy io e
13. fijo ( 02/10/2007 21:56)
mandrindra efa mangitsy ko,
14. ftma ( 03/10/2007 06:25)
fijo mandrindra feno dite sy glasy ary limonade tao ka ireny no tena mampafana :wink:
15. tywa68 ( 03/10/2007 06:46)
misaotra an'i ftma t@ rohy :-*

hasina : nahafinaritra sa nankaleo be ka tsy hita h@ farany e :-D:-D ny adidy tsy an'olondratsy hoy ny fitenenana e :wink:
16. ftma ( 03/10/2007 07:30)
tywa68: tsy misy fisaorana akia fa za mbola tsy nijery an'io ka asa raha mba ao :) hitanjy ao ve za :lol:
17. tywa68 ( 03/10/2007 07:36)
ftma : ilay voalohany tsy nivoha fa tonga dia mikatso ny fenetra ! fa ilay momban'ilay association no nojereko.:-*
18. fijo ( 03/10/2007 20:28)
tywa an aza miditra any wa fa le aty ihany
19. hasina2 ( 07/10/2007 19:14)
izaho zany te isotro limonade!!:-/
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0962