Iza no nahavoa ary iza no voa raha tsy nifidy ny maro?
1. Jeankely (
28/09/2007 05:45)
Misy afaka milaza ho ampoka sy afaka mirehareha fa nahazo tombony ve raha tsy nifidy ny vahoaka? Asio lanjany ny vahoaka na mpanohatra ianao na avy nihinana voadaka na mbola mihininana. Ny vahoaka koa mba misy tombony sa fahavoazana iray lavaka ho azy ny tsy mifidy? Dia tena olona tsy nofidianao marina no solombavanao fa aza malahelo. Vizana daholo izany sa faly mitsinjaka daholo eee=))=))=))