Ho rava tsy ho ela ny fitondran-dRavalo

1. rabaradaka ( 26/09/2007 12:16)
Ho rava tsy ho ela ny fitondran-dRavalo

Mibaribary izao ny haharava tsy ho ela ny fitondran-drazoky be Ravalo. Mety ho gaga nareo hoe fa ny TIM aza no ho be ao Tsimbazaza. Tsy izay fa ny fandresen-drabaradaka tamin’ny tsy fahatongavan’ny maro nifidy (taux d’abstention de 82% à Tanà) dia misy dikany. Ho avy tsy ho el any hirotsahan’ny mponina eto Tanà handrodana an-dRavalo. Tsy vazivazy io fa ho hitanareo. Tsy mpaminany akory rabaradaka fa mpanao analyse politique depuis 1955. Izay ry ddatoa sy nenitoa isany a ! De zao koa veloma nareo fa zaho ho any Canada ndray. Bye bye ry xxx sy ry sareraka sy ry kely fofon’aina isany.
répondu par Jeankely le 29/09/2007 03:00
2. menalamba ( 26/09/2007 12:34)
F'angaha ho any Canada indray rehefa tsy lasa tany Bahamas?:^):^):-D:-D:-P
3. Jeankely ( 26/09/2007 12:51)
Angaha tsy manohy analyse. Baradaka BEKOTRO MARO HOLATRA MPANAO ANALYSE=))=))=))
4. Fiffi ( 26/09/2007 12:54)
mamely tsaho farany de mitsaoka avy eo ? =))=))=))=))=))=))
5. Jeankely ( 26/09/2007 13:03)
Lasa NIRIDANA ka tsy tana RABARADAKA=))=))=))
6. piskelypetakorna ( 26/09/2007 16:18)
ts aleonao mbaradak @ zvtr afa na mandinik zvtr afa ndray ref any canada a?sa ts mety?
7. piskelypetakorna ( 26/09/2007 16:19)
:(ts aleonao mbaradak @ zvtr afa na mandinik zvtr afa ndray ref any canada a?sa ts mety?:):D
8. Jeankely ( 27/09/2007 06:39)
Fay Ra-baradaka kay avy nisolelaka tao ary nitsako ny ventiny ka nilaza nahita ny tsy mety. Edrey, voadaka ve vao nahatsapa hoe vendrana aho ity Ra-BARADAKA?
9. Herimiafina ( 27/09/2007 19:39)
Ary rahoviana hono no ho rava indray ny fitondran'ilay mpandimby an-dRavalo e? :-D:^)
10. Fiffi ( 27/09/2007 20:28)
:{:{:{ efa lasa sy nanao bye bye rabaradaka ka iza no afaka hamaly anao am io ? :-D:-D:-D
11. Herimiafina ( 27/09/2007 21:00)
Tsy aleo omanina dieny izao ny planina handravana ny fanjakan'ilay mpandimby an-dRavalo! Amin'izay isika tena afrikana marina, miaraka amin'ny fomba mampanao izay tsy hita izay maharatsy azy.

Hoy el Che Guevara izay raha avy nanampy ny revolisiona tao Congo fahiny, momba an'I Ra-Kabila Rainy "Raha olona tahaka itony no mitondra eo dia very amin'ny fanompoana (servitude) foana i Afrika rahatrizay" :-D:^)
12. fijo ( 27/09/2007 21:28)
mihomana lisany ry herymiafina fa lasa any lery an
13. Jeankely ( 28/09/2007 05:39)
Miala tsiny fa toerana dia ao Afrika i Madagasikara saingy tsy afrikanina velively ny Malagasy. Ny toetra sy politika tsy mety na tsy tafavoaka tsy ao Afrika ihany akory.
14. Herimiafina ( 28/09/2007 05:59)
Ny ataoko hoe afrikana eto dia izay ao anatin'ny continanta afrikana rehetra na tavaratra na afrikana tatsimo na M/Car izay ao anatin'ny faritra Sub-Saharien

Rehefa politika dia misy tsy mety foana n'aiza n'aiza, fa ny politika de servitude na fanompoana tany matanjaka dia afrika no lohalaharana ary anisany ra-Dago raha ny toe-draharaha no jerena.

Tsy maintsy hisy foana olona hirongatra avy any ambanin'ny tany hanimba sy handrava ny eo ary hanangana ny politika masisony izay mbola ho fongarin'izay mipoitra avy any ambanin'ny tany manaraka ary handringana, etc.....raha tsy hoe miala mihintsy ny complexe d'infériorité sy ny elitisme izay vokadratsin'ny fanjanahantany tsy azo tsapaintanana kanefa mivaingana amin'ny fomba fiaina.

Omeo toerana misy fahefana anie ny olona iray e, angamba dia lany andro manao vanzansa izay rehetra namely azy hatrany amin'ny maternelle. :-D
15. Jeankely ( 28/09/2007 06:59)
Ho an'ny samy mpanao politika io fa tsy ho an'ny olona rehetra tompoko. Ny mpiasa rehetra izay hisian'ny mpandraharaha tsy manao politika dia ny asa no tena imasoany ary mitady hevitra ny hampivelatra izany asany izany izy. Ity resaka politika ity kosa dia olona tia hiaro zavatra no mitomany ahazo toerana hany ka resaka fifanenjehina angamba no mahavariana azy. Dia mamapalahelo tokoa fa izay hevitra rehetra dia sarotra ny ahataterahana azy ho an'i Madagasikara. Simba ary potika hatramin'ny fisainana ka na olona tsy manao toetra hafahafa aza tsy hitokisana nohon'ny nataon'ny maro nifandimby. Iza moa no ho voa amin'izany. Ny vahoaka ihany rehefa tsy hanaiky hivoatra ary tsy mifampatoky.
16. Herimiafina ( 29/09/2007 00:29)
Politika resaka seza ve no tian'i Jeankely resahana sa politika amin'ny asa. Matetika ireo tiana sarahana foana kanefa tena tsy mety misaraka raha any amin'ny ankamaroan'ny firenena madinika no jerena.

Private-Public partnership e, sns, mpandraharaha miasa ho an'ny fanjakana amin,ny fanamboarana isankarazany, sous-traitance, gré à gré, sns. Izay tokony ho sehatry ny politika miandraikitra ny asa fotsiny kanefa lasa idiran'ny politika politisiana indrindra moa rehefa misy vola be azo avy amin'ny mpamatsy.

Misy fistraikany any amin'ny madinika raha ireny Projet ireny no jerena PSDR, FRE/FED, sns, satria mamorina asa ho azy. rehefa miova anefa ny mpitondra izay sehatry ny politika politisianina dia maro ny projet maty, ny asa foana, na ny lala-mbarotra foana, sns (café, akondro, sns).

Ary ny tena loza dia mbola betsaka ny atao hoe poste politika izay mifandray amin'ny antoko politika, kanefa dia poste technika tsotra izao fahiny.:-D:^)
17. Jeankely ( 29/09/2007 03:00)
Ny Politika @ asa voalazanao ataon'ny fiteninareo hoe "Politiques et Strategies" dia katrakatraka ara-tarasy ny rehetra fa ny fanatanterahana mbola manaraka ao ny politikan-tseza ka izay samy akama no miara-miasa. Ny poste politique tsy mety miala io ary anisany tena nampikorosy an'i Madagasikara satria ny Poltitician ihany no technician. Rehefa miova ny mpitondra dia miova loko fotsiny hany ka ny fisainana teo aloha ihany no hitondrana ny baolina.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2948