Volom-pimaoty

1. tsaramaso ( 24/09/2007 09:54)
http://fr.news.yahoo.com/afp/20070921/tod-suede-religion-societe-mariage-egali-7f81b96_2.html
Hahahaahaha !!!!! Efa mitapy ilay pasitera VAVY le !!!! tssssss
Fa nga moa Andriamanitra manavakavaka volom-pimaoty ??!!!! sa tsy ??!!!! hahahaaaaaa !!!!!
répondu par fijo le 26/09/2007 20:12
2. menalamba ( 24/09/2007 10:32)
Samy manana ny fomban-taniny!! Vakio tsara moa aloha ilay izy é...8O:lol:
3. pissoa ( 24/09/2007 10:39)
menalamba, zao ny hitako tao ...
"En Suède nous avons lutté, de nombreuses manières différentes, pour nous débarrasser de tout ce qui va à l'encontre de l'égalité entre les sexes", a déclaré à l'AFP Yvonne Hallin, pasteur dans la région de Stockholm, expliquant qu'elle ne souhaitait pas que la tradition se pratique dans sa paroisse.


Elle (maman'le sipa hanambady) a ajouté que la coutume qui veut qu'un père conduise sa fille à l'autel "n'est pas d'une tradition suédoise. Nous l'avons importée des films américains et britanniques".

4. ikaretsaka ( 24/09/2007 11:26)
samy manana ny fombany sy ny finoany..
ny azy izany sarahina ireo ko!

tsy voatery t@ film kosa io e, ny peaux rouges koa na tsy mbola nampianarin'ny kofiboay fotsy hoditra ny fombany sy ny fivavahany.
dia efa nampiasa io tradition io.
ka tsy hay intsony hoe iza no nindrana taiza sy t@ ny an'iza
5. hery ( 24/09/2007 11:34)
Tsy hitako hoe inona no idiran'Andriamanitra amin'izany. Resaka exagération'ny féminisme io. Tsy fantany ny dikan'iny fitantanana iny fa heveriny hoe fanambaniana vehivavy.

Atsy ho atsy dia mbola hiteny koa ny féministes hoe tokony mba ho behovoka koa ny lehilahy fa ahoana no vehivavy foana no behovoka... tsss
6. ikaretsaka ( 24/09/2007 11:52)
hery koa manapa-tsinay vao maraina:-D
7. fahamarinana ( 24/09/2007 14:14)
menalamba:

Samy manana ny fomban-taniny!! Vakio tsara moa aloha ilay izy é...8O:lol:

:arrow:Ny fahitako azy eto koa aloha dia tsy hoe fomba-taniny fa tena fomban'ilay pasteur mihintsy,mety taloha zao azo natao foana,zay no naha-choquée ilay famille.Hitako koa hoe exageré loatra dia raha hitarina dia zava-doza be fa mifangaro bodaka daholo na fomba na fivavahana.Marina an'izany!!!(l)

8. simplex ( 24/09/2007 14:57)
in kay zany volom-pimaoty e? :oops:
9. naughtyboy ( 24/09/2007 15:49)
eny oa ry simplex ,vaovao amiko io teny 1 io
fa tsy arako azafady fa otrany gasy tsy nahay teny gasy za t@ iny fa iza no afaka manazava tsara an'io
10. tsaramaso ( 24/09/2007 20:38)
http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m46bf20fc00140
11. simplex ( 24/09/2007 21:25)
lol

tsy maintsy notenenina v ity:
tsaramaso:
Fa nga moa Andriamanitra manavakavaka volom-pimaoty ?
satria mety ilay fimaoty no tena resahina fa tsy ilay volony loatra :°):-D:-D
12. pissoa ( 24/09/2007 21:50)
=))=))=))
13. ikaretsaka ( 24/09/2007 22:47)
nareo lehiretsy
14. tsaramaso ( 25/09/2007 12:57)
>> tsy maintsy notenenina v ity:
apetraka lety ny fanontaniana a !!!!! tsssssssss

ny fimaoty tsy mila fanontaniana intsony fa efa mazava fa avakavahan'Andriamanitra e !!!!!! Sa aiza ndray ny apokryfa misy hoe noforaina ny fimaotin'i Masina Elizabeta nenitoan'Andriamanitra ????!!!!! hahahahaaa!!!!!
15. pissoa ( 25/09/2007 13:23)
raha atao ny famintinana zany dia misy dia tena tsaramaso mitsy ... mametraka fanontaniana tsy tokony apetraka :lol:
16. fijo ( 25/09/2007 21:27)
za koa eto somary mahita hoe manampatra ny maha pasitera azy loatra ilay ramatoa.izay le mahatonga ny olona hitsipaka le fivavaha indraindray.
17. tsaramaso ( 26/09/2007 10:18)
hahahaahaaha!!!!! raha fintinina i pissoa dia manery ny tokonyny ho tokonyn'i tsaramaso !!!! malala-tsaina tsssssssss !!!!!!
18. tsaramaso ( 26/09/2007 10:19)
@fijo : efa mino elahy rafijo saingy mitsipaka fivavahana an !!!!!!
19. fijo ( 26/09/2007 20:12)
za mino ny tenako ka,za tsy mino ny tsy itako
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3161