nahita an'ity zah ry zareo de mba zaraiko anareo eto an ! isak'alahady am 10h45 de misy emission mikasika an 'Madagasikara.....de raha ohatra ka mandeha mivavaka de enrezistréna....:)
http://www.programme-tv.net/2007-09-23/1/5/1826572/hertzien/echappees-belles.html
fijo: heu....tena nahavariana be le nahita an'le olona mpanao vilany....:{:{:{ zao karzana vy rehetra zao mifangaro ....fa le fanaovany an'le karazana fiara kely no tena matalanjona.....