Accueil
Sujets
Inscription
Connexion
Tononkira tarika R'ZALAH
1. kalin
( 22/09/2007 06:52)
Iza no mba manana ny tononkiran'ny tarika R'zalah kay e, nijery tato za fa tsy nahita nefa tiko ny hirany.Misaotra e!
Répondre
répondu par
DODABE
le
28/09/2007 06:03
2. Kwasi
( 22/09/2007 11:58)
R'ZALAH io ve ilay niala tao @ Tsiakoraka sa hafa mihitsy e?
Ny ahy moa dia ny hira no tiako hananana e! Nisy hira (nahafinaritra ahy izay) nandeha t@ tele foana t@ 2005 tany ho any fa tsy mety nananako mihitsy. Sao de mba misy manana?
Répondre
3. DODABE
( 28/09/2007 06:03)
Ny hirany misy ilay hoe "Efa safidinao ny anao"
Répondre
1
Répondre
©
Eugene Heriniaina
- serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1288