regroupement familiale

1. boubounezy ( 21/09/2007 10:59)
mila test adn zao ny manao anizy io. enjana b nefa zany tsy midika fa aza mandé andafy tongava refa t ho avy fa ataovy tsara fotsiny ny paps @ norma d tsisy ny olana.:-*
répondu par fijo le 27/09/2007 19:33
2. vahiny2004 ( 21/09/2007 11:44)
tsy tokony hanova zavatra betsaka ho an'ny manara-dalàna anie io e, ireo mandainga no mety hanana olana .
3. kally ( 21/09/2007 15:30)
Tsy hitako ny olana rehefa manara-dalàna, ny firenena avaratra rehetra efa manao an'io daholo.
4. boubounezy ( 21/09/2007 16:16)
aiko io fa lé itantsika iany ny paps fopla refa mba té andé aty zay tsika maina vaolana fona:-P
5. kelly13 ( 22/09/2007 10:42)
ary ra zaza natsangana d aona? d sanatria tokou v lasa ohatran'ny "criminel" atao test d'adn? ou là! henjana b zany ka!
6. kally ( 25/09/2007 16:33)
Ny zaza natsangana misy ny taratasy avy any @ tribonaly manamarina ny fananganana azy, be loatra mantsy ny kopia nahaterahana fôsika namboamboarina tany @ kôminina ary isan'ny voalaza tao ny taratasy avy any Madagasikara.
Ny firenena eropeanina avaratra rehetra efa ela no nanao an'io, fa izay no ilazàko hoe tsy hitako ny olana rehefa manara-dalàna.
7. fijo ( 25/09/2007 20:47)
le izy tsy misy olana raha jerena toa izao,saingy raha alalinina dia ratsy ,satria hoatry ny hoe olona mpandainga aby ny olona rehetra.
le fomba hanehoana azy koa tsy tsara;satria mody atao hoe "raha te hanao izany ilay olona"nefa fantatra fa raha tsy hanoa izany izy dia lavina.
8. kally ( 26/09/2007 07:20)
fijo:

le izy tsy misy olana raha jerena toa izao,saingy raha alalinina dia ratsy ,satria hoatry ny hoe olona mpandainga aby ny olona rehetra.



Ka izany ny fiainana, ny kary no manao ny ataony dia ny saka no voatapa-drambo. Misy olona sasantsasany manao taratasy fôsika dia ny rehetra no voasazy.
9. fijo ( 26/09/2007 19:14)
grrrrrrr
10. Fiffi ( 26/09/2007 19:18)
tsy voafidy io ry zareo an ! vao henoko tam 20h teo....
11. fijo ( 26/09/2007 21:57)
lany io lalana io ka,mpisolovava mbahoaka 23 no nandany azy tao
12. boubounezy ( 27/09/2007 14:10)
ka tsa d ho réka aby ny sans paps ra zany??:twisted:
13. fijo ( 27/09/2007 19:33)
marina ny voalazan'i fiffi ka,notsipahan'ny tao amin'ny senat le izy,saingy mbola azon'ny mpisolovavan'ny vahoaka averina indray io.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1906