kabaro+ sofikisoa

1. boubounezy ( 21/09/2007 09:15)
andramo ny sofikosoa sy kabarp fa téna tsara b no mantra b no matsiro b.
répondu par boubounezy le 08/10/2007 09:37
2. menalamba ( 21/09/2007 09:26)
Kay reviko zany ,sady tsy lafo ny sofiny aty...Ilay kabaro no mbola hifampitadiavana,misaotra @ ilay hevitra:lol:
3. boubounezy ( 21/09/2007 10:17)
any @ sinou misy mivarotra kabaro gasy ka!
4. meva2 ( 21/09/2007 10:32)

inona tokoa kay no anaran'ny kabaro aty e ???
5. menalamba ( 21/09/2007 10:39)
"Pois du cap " raha tsy diso aho..
6. meva2 ( 21/09/2007 10:53)

merci bcp
7. boubounezy ( 21/09/2007 11:06)
na gros pois kou:-P
8. la ( 21/09/2007 12:14)
:miam:boubounezy>huuummm le sofikisoa aloha tena tiko be fa le kabaro tsy de avoazako lotra e!! fa huummmm fona e:):lol:
9. tsaramaso ( 21/09/2007 12:59)
hahahaahaaha!!!!! tsy milay noho ny tsaramaso sy henan-kIsoa zany !!!
10. diamondra27 ( 21/09/2007 17:09)
any @ tavaratra kou misy mivarotra kabaro
11. boubounezy ( 21/09/2007 17:35)
la tsy maninn zany ra oatra ka zakanao l izy d tsy mampanao anizany ka:lol: la ty a!:-D:-D ra tsaramaso ka wé ndrindra tsy masaka tsara zay izy????? :-D:-D:evil: miomana alou tonga d mivoaha ny trano fa anempotra oull alouany anao ny tsy mety;-):-D:-D:-D:-D=))=))
12. naughtyboy ( 24/09/2007 15:30)
reviko io kaly 1 io ka andramana tsy ho ela..
13. boubounezy ( 30/09/2007 12:41)
naughtyboy andramo fa tena izy d mazoto ary é! aza adino ny matsiaro refa midina tsara @trôtrôka iny izy:-D
14. soanja ( 30/09/2007 13:07)
menalamba:

Kay reviko zany ,sady tsy lafo ny sofiny aty...Ilay kabaro no mbola hifampitadiavana,misaotra @ ilay hevitra:lol:


Io sofi-kisoa io koa ve misy mivarotra any an-tsena. Da mahita raha mihitsy nareo any.



15. naughtyboy ( 30/09/2007 16:42)
:-D:-Dany @ tavaratra ony misy mivarotra sofikisoa fa tsy kabaro zany:-D
16. Fiffi ( 30/09/2007 19:39)
zah kalou de tsy hihinana an'zany sofina kisoa zany eh ! na mijery an'io aza de efa :{:{:{:{
17. UB40 ( 01/10/2007 00:53)
=D=D=D=D
18. mangabe ( 05/10/2007 19:53)
meva2:


inona tokoa kay no anaran'ny kabaro aty e ???


misy koa no manome anarana hoe "gros pois" any amin'ny sinoa tokoa noho misy azy , sady any koa noho mivarotra sofony e! D'une pierre, deux coups e! :)
Fa hono a! ahoana kay ny mahandro an'izy io?
19. boubounezy ( 08/10/2007 09:37)
mahandro lé sofony vé? andaroinao izy alemy tsara @ zé itiavanao azy refa masaka asio sauce votaby sy tongolo efa vita aza adino ny tongolo ravina. dé avy eo afangaronao lé kabaro zay efa masaka na zé tinao afangaro @ fa avela angotraka kély miaraka izy pdnt 5 mn d tonga d MIAM @ ZAY:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1903