"infection urinaire"
1. nirinkosoa
(
21/09/2007 08:14)
Ahoana no fisehony?
marina ve fa mangidihidy ny fitaovampananahana?
Ahoana no mety ahazoana azy?
VVC maloto ve? sa atin'akanjo (slip) tsy voakobana tsara? sa inona ...:?::?:

répondu par rinja le 08/10/2007 15:22
2. menalamba
(
21/09/2007 10:51)
Misy mangidihidy misy tsy maharary anao fa mamoaka tsiranoka sy fofona ratsy,arakaraky ny mikraoba tafiditra.Tsy voatery ho avy @ firaisana avokoa anefa ny mahatonga azy fa na ny tanana maloto na ny rano hisasana ihany koa raha tsy madio tsara izany.Ny mety indrindra dia ny fanantonana tobim-pahasalamana ahafahana mitily hoe inona ilay otrikaretina,mora ahalalana ny nahatongavany sy ny fanafody hitsaboana izany fa tsy atao anjambany fotsiny akory
5. xxx
(
22/09/2007 14:44)
tena débile mental mihitsy ty tsaramaso ity an !
taizan'alika ve sa nisy nahavoadona dia nifamadika ny atidoha sy ny tranontay no zavatra maimbovelona sy maharikoriko daholo no mba avoakany ?
aza mba voany ihany fa mampangoraka ity izy mitsingatongatotra toy kisoa mivalana ity

7. Veloo
(
23/09/2007 02:41)
misotro rano betsaka raha mbola volohany nisy an'io fa raha efa ela dia mijere tobiba.
mety ho friction ko maha-tonga an;io... otran'ilay nolazain'i menalamba io...(relation sex ao anatiny, ny patalo tery etc....)
cranberry juice raha mahita fa io no tena efficace beuuu... (mety efa misy an;io any frantsa zao)

9. watafon
(
23/09/2007 20:19)
veloo : tonga soa eto ndray alou e !:-*:-*:-*
nirinkosoa : ny "infection urinaire" dia araka izany anarany izany dia mahakasika ireto taova manaraka ireto : reins, uretères, vessie, urethre . Avy @ microbe mety avy aty ivelany na kou avy any anatiny.
-Ny fisehony matetika dia mangirifiry rehefa mi-pipi ary somary mavomavo ny lokony, marary ny mamosina na eo @ ambanin'ny foatra eo ! misy hafanana (fièvre)
-Ny fanafodiny dia misotro rano ampy isan'andro (1 l sy tapany), ny olona mazoto misotro rano dia tsy mba voan'io aretina io loatra

10. xxx
(
24/09/2007 10:36)
watafon
taitra za nahita ity sujet ity satri efa zavatra nahavoa ahy io infection urinaire io, niverina foana mihitsy, izany oe tsy nety sitrana , nanao traitement nandritra ny 5 andro vao afaka.
de nanotany ny zavtra fihinako sy tiko le gineco, de nilaza après ny mba tsy ihinanako zavatra marikivy itsony ( jus d'orange sns), somary nijaly iany aho niala tam fahazarako, fa atram zay tsy ninanako marikivy izay de tena tsy niverina intsony le infection.
ka mety ho tsy fahazakan'ny taova sakafo koa ve izany ?
marihiko fa za misotro rano be, 2l na mahery aza ndraindray atram zay.

11. nirinkosoa
(
27/09/2007 12:19)
Misaotra ry reto @ toro hevitra a!
Manana namana tokoa manana anareo!=D=D:-*:-*(l)(l)(ankoatra an'i tsaramaso io an)
12. menalamba
(
27/09/2007 12:56)
nirinkosoa>Andramo ihany aloha ny "fankantsilo",Irony karazana "cactus" maniry mandady @ rindrina ireny izy.anontanio olona hoe inona izany raha tsy fantatrao,dia ilay fakany no tenehina,ilay fakany mandady miraikitra @ rindrina ireny no alaina an,roana telo no atao ao anaty rano 1l,vao mangotraka 2mn dia ajanona ,dia tapero daholo ao anaty ny 1 &ndro io mandritry ny 3 andro no anaovanao azy ,mino aho fa ho afaka izany raha tsy zavatra hafa angaha ,fa io no nahasitrana ny namanay efa nipipy kilaoty mihintsy fa tsy nahatana.
13. watafon
(
28/09/2007 15:27)
xxx: :-*:-* miankina @ toe-batan'ny tsirairay kou le izy aloha fa mitombina mhiitsy io voalazanao io zao satria raha mihinana marikivy loatra enao d manakorontana ireo flore microbienne any anaty any dmisy lasa mahazo vahana ireo microbes sasany manome io infections urinaires io !
14. Veloo
(
28/09/2007 17:59)
wata sali-njy :-*:-*
mandalo kely fotsiny lesy a
Manao bain de siege ko tena tsara (rano mangatsika an) hihihihi

15. watafon
(
02/10/2007 17:00)
veloo: sali e ! elaela mits an !:-*:-*
d in no maha bain de siège azy tsony raha izany

16. Veloo
(
02/10/2007 17:17)
wata a sali aloha njy e...:-*
ndry angaha rehefa mandro dia tsy maintsy rano mafana foana??? hihihih
bain de siege tena manala ny microbe ko...
tsy ainjy ndray iny ry dokotera an hihihihih:-*

17. soanja
(
06/10/2007 03:38)
xxx:
watafon
taitra za nahita ity sujet ity satri efa zavatra nahavoa ahy io infection urinaire io, niverina foana mihitsy, izany oe tsy nety sitrana , nanao traitement nandritra ny 5 andro vao afaka.
de nanotany ny zavtra fihinako sy tiko le gineco, de nilaza après ny mba tsy ihinanako zavatra marikivy itsony ( jus d'orange sns), somary nijaly iany aho niala tam fahazarako, fa atram zay tsy ninanako marikivy izay de tena tsy niverina intsony le infection.
ka mety ho tsy fahazakan'ny taova sakafo koa ve izany ?
marihiko fa za misotro rano be, 2l na mahery aza ndraindray atram zay.
Zavatra iray tsy tsara hadino koa dia isaky ny avy manao firaisana ara-nofo dia aza hadino ny mipipy satria anisan'ny mahatonga an'io aretina io koa izany. Indrindra raha nisy ny fitsofohana avy any afara, de avy eo ilay lavaka eo aloha sns... Ny fanaovana string na thong koa dia anisany mahatonga io aretina io raha tsy madio tsara ny ary afara rehefa avy nivoaka.