mutuelles

1. kelly13 ( 19/09/2007 19:58)
mba manontany sao d mba misy mahalala mutuelle tsara (mi couvrir tsara nefa mba moindre cout no remboursement speed) ianareo? miciii ooo
répondu par sakaizakely le 22/09/2007 15:00
2. xxx ( 19/09/2007 20:47)
ny anaha kalou fonksionera de ao am SMPPN centre 555 ka ny mutuelle sy ny sécu de carte iray hiany , am-zay de tsy misy na inn na inn atao fa directa daholo! ny hafa no tsy aiko ! sady tsy mandoa faramasia na de 1c aza ! na ny mpitsabo satria iny carte iny no ataony anaty masininy de directa any am centre.
3. meva2 ( 20/09/2007 07:53)

Raha hoe sady moindre coût no mi couvrir tsara no haingana aloha mety ho sarotsarotra ihany satria lafo ny mutuelle.
Ny anay swisslife aloha hatramin'izao mbola tsisy pb no sérieux.
4. xxx ( 20/09/2007 08:25)
kelly13:

mba manontany sao d mba misy mahalala mutuelle tsara (mi couvrir tsara nefa mba moindre cout no remboursement speed) ianareo? miciii ooo


Frantsa ? Anontanio MAAF sy MACIF . Dia hadihadio aty am-boalohany , apetraho daholo izay fanontaniana manitikitika anao rehetra dieny vao miresaka
5. kelly13 ( 22/09/2007 10:57)
misaotra betsaka, mba nijery comparateur-na mutuelles za fa nofenoindry zalahy messages ny phone-ko :(, bref, efa nojerevako reo nolazainareo reo (suisslife, maif, macif, groupama...) fa tena gaigy kle!
meva2> d a peu près ohatrinn par mois no alohanao azafady et pour firy personnes?
6. sakaizakely ( 22/09/2007 15:00)
arakaraka io ry kelly13 a

1°/ ny taux de remboursement : 100% à 450% tarif sécu
ohatra, voire frais réels. Mazava ho azy fa mihalafo arak'izany ny cotisation

2°/ ny isa sy ny taonan'ny olona assurés (adultes, enfants)
samy hafa raha toa ka - 35 ans et + 35 ans ohatra

3°/ manao solomaso ve ny iray aminareo ?

4°/ ny pourcentage de prise en charge des soins dentaires

5°/ appareillage auditif sns...

indry ihany no afaka mameno ny critères ahafahana manao ny comparatifs fa sarotra be ny mamaly à ta place fa dia mazotoa mitady akia a !

entra pa, rehefa manao comparateur, aza manome n° tel fa mail fotsiny omena.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2173