ny manodidina
1. boubounezy
(
19/09/2007 10:49)
ra @nareo, mipetraka @ immeuble reny na hlm na lotissement ; d inn ny mety matsara fiainana @ io toerana io ny mifanerasera @ voisins sa mitokana2?
d mba azavao ny antony svp
d mba azavao ny antony svp
répondu par Herimiafina le 27/09/2007 01:07
2. mbaliana
(
20/09/2007 08:37)
bbnz> raha ny fomban'ny gasy dia ny mifampiarahaba na mpifampinamana (ça depend ny caractère-n'le olona ifaneraserana koa io fa tsy miankina aminao irery)...
ny aty ivelany nefa samy maka ho azy fa na izany aza mifampiarahaba fotsiny (raha ny iainako aty aloha).. raha sendra ireny olona mipetraka irery ireny surtout fa olona efa antitra dia matetika ny voisin ao amin'ny immeuble no afaka manampy azy...

4. mbaliana
(
21/09/2007 08:34)
boubounezy> za efa nahita experience hoe nianjera ilay olona antitra tao amin'ny immeuble anay... (antitra roa izy no miara-mipetraka) dia ilay iray tsy nianjera no ni-sonner tao amiko hoe ampio fa nianjera ny rahavaviny.. dia nandeha tao aho nanampy an'ilay nianjera hiarina.. dia niantso ny ambulance nitondra azy any amin'ny hopitaly..niantso ny zanany ecc.. fa le iray mba niantso ahy nalemy fotsiny tsy hitany zay atao....
na tsy ho mpinamana be aza.. mba tandremana ihany le fihavanana e....
Sendra tany france aho nanao vacances kely..dia le immeuble gladiny be ireny ...dia mizara ascensceur amin'ny hafa .. zahay zatra miarahaba olona na mamaly arahaba olona rehefa mifankahita ao amin'ny ascensceur .. fa ny any tsy mpanao an'izany fa tonga dia mifampijerijery ambony ambany fotsiny...sady miavonavona be... tena tsy azoko ny aiko... fa misy koa anefa ny sympa mitsikitsy manampy anao mamoha varavarana raha sendra sahirana @entana... plus soulager kokoa ny atmosfera
fa na ho an'ny olona matanjaka aza rehefa tonga amin'izay le hoe patsa 1 tsy omby vava izay .. izay akaiky ihany no ahazoana fanampiana....asa aloha fa mba eritreritro iny....

5. boubounezy
(
21/09/2007 08:45)
ie marina alou ny anjy fa ny @ misy anah d misy ny lasa namako nefa zay tsy mifampiditra anatrano, misy ndray ny mampiditra anah antrano fa tsy mety miditra ao @ko d misy mou zany lé wé arabaina fotsiny araky lé vôlazanjy. d cool fona zany ny fiainana fa na zany aza tsy maintsy misy fona kou ny manimbana na d efa miezaka zao enao ny ho tsara fiavanana na tsy mifandray aza. ké zay no antony nanotaniko teto wé inn marina ny fomba fa miézaka ianao nefa mbola misy mandreraka iany ny voisin na voisine sasany:-*
7. xxx
(
21/09/2007 13:04)
Tsy mahasoa izany ny mitokatokana na aiza na iza e. Angaha misy mahavita tena, nefa mila asiana limite tsara koa fa tsy hoe miditra any anaty vilanin'ny hafa
mbaliana > arakaraky ny toerana io, izaho mipetraka @ immeuble fa mifampiarahaba DAHOLO izahay rehetra : 15 foyers . Tany @ nipetrahako taloha dia misy arahabaiko fa tsy mamaly fa arahabaiko foana na izany aza
Izaho mahavatra manao visite de courtoisie rehefa mifindra trano : dondomiko daholo ny ao ambony, ambany , andrefana,avaratra dia lazaiko hoe ity izaho ilay voisin-nareo vaovao . Misy effet-ny be io zavatra io

8. boubounezy
(
21/09/2007 17:02)
xxx za alou tsy mba mpifindra2 trano ka tsy aiko ny momba anizay, ny resaka visite de courtoisie ndray za tsy manao anio mintsy fa refa mifanena dé @ zareo fotsiny za d arabaiko zareo d itako @zay famaliny eo no ifandraisako @ na tsy. misy mantsy oull maro no tsy ty anio ataonao io mandé mandondona antranony oull. d za refa mahay mifandray @ko @zay lé oull d na mifampiditra antrano aza tsy olana @ko ra koull mitovy @ko lé oull.:wink:
9. boubounezy
(
21/09/2007 17:04)
tsaramaso ra anao resaka andevo enao d andana ary ambadika ary fa otrany wé tena tinao lé manao resak'andevo §:°)
10. mbaliana
(
21/09/2007 18:09)
xxx> tsara koa le idee visite de courtoisie fa za aloha tsy hanao an'izay e.. rehefa mifankahita araka ny tenin'i bbnz zay vao mifampiarahaba na tsy misy presentation aza.. ela ny ela mety hisy ihany ny fifankazahoana...raha vonona koa moa le ankilany...amin'izay plus spontanée
boubounezy> ny ahy aloha.. aty aminay io.. dia aleoko ihany le mifampiarahaba dia vita ka...raha za no eo amin'ny place-njy amin'ny manaraka akia aza miditra any aminy intsony a. vita ny salut ca va ecc...:-*:-*:-*

11. Herimiafina
(
27/09/2007 01:07)
boubounezy:
ra @nareo, mipetraka @ immeuble reny na hlm na lotissement ; d inn ny mety matsara fiainana @ io toerana io ny mifanerasera @ voisins sa mitokana2?
d mba azavao ny antony svp
Arakarak'ireo voisins sy ny QI-ny avy! :@