fampasindrotana culture
1. boubounezy
(
19/09/2007 10:36)
mila mamaky boky matetika na mijery reportage na manao voyage sns... ra te afantanjavatra misy2 kou2 enao akotrany fénarana.
zay alou ny havitrako fa ny anareo no tsy aiko é!:lol:
zay alou ny havitrako fa ny anareo no tsy aiko é!:lol:
répondu par aloalo le 03/10/2007 05:58
4. booboo
(
19/09/2007 11:01)
ilay manao vôaianzy mitety tany no tena tsara sady "spaoro vita ho azy" :-P :-D:-D:-D ...mijery² mahita raha ...
5. boubounezy
(
19/09/2007 14:30)
booboo zay njay ny anao a!:-D:-D:-D:-D:-D nefa aleo alou mimémé fon'é!:-D
6. soanja
(
21/09/2007 04:31)
boubounezy:
mila mamaky boky matetika na mijery reportage na manao voyage sns... ra te afantanjavatra misy2 kou2 enao akotrany fénarana.
zay alou ny havitrako fa ny anareo no tsy aiko é!:lol:
Marina tokoa ireo. Fa ny tena zavatra goavana voalohany indrindra dia "ny fahaizana mihaino sy mandinika" ny hafa.
Ny antony mantsy raha tsy manana ireo teknika ireo ianao dia na ho aiza na ho aiza dia tsy afaka ny handanjalanja ny zavatra azo.
8. boubounezy
(
21/09/2007 08:13)
soanja ary ra tsy maheno tsara lé oulll dé aona?? :-D:-D:-D:-D:roll: fa sady mimé za no tena marina ny volazanao alou é! lé mihéno tana zavandébé mintsy! misôtra=D
9. soanja
(
22/09/2007 00:20)
boubounezy:
soanja ary ra tsy maheno tsara lé oulll dé aona?? :-D:-D:-D:-D:roll: fa sady mimé za no tena marina ny volazanao alou é! lé mihéno tana zavandébé mintsy! misôtra=D
Le mihaino io ry Boubounezy dia tsy voatery avy amin'ny sofina fotsiny an fa ny tsapa rehetra, ny fanamboloana eo amin'ny vatana rehetra no miasa miaraka amin'ny saintsika. Zany hoe na ny fihetsika tsy misy feo mivoaka aza nefa miteny dia efa namany aby.
Mahafinaritra ahy ity sizen-dry ity fa misaotra betsaka nametraka azy. :-*:-*:-*:-*(l):-*:-*:-*
10. boubounezy
(
23/09/2007 12:44)
soanja misôtra kia fa azoko tsara lé izy fa za fotsiny mba te ampimé ny oull:-D:-D:*(l)
11. aloalo
(
03/10/2007 05:58)
tsara kosa alou ilay hevitra mba hafanan'ny sasany mampitombo ny culture ny e ! hita @ fihetsika andavanandro mantsy ny oul tsy ampy an'io, ohatra efa mamo izy (surtout ny vehivavy) dia mila ady, miteniteny foana, manalabara-tena... tsy matotra ny resaka ataony ! innn tokoa moa zany ny azo lazaina reo tsy ampy éducation ? - mahay mandinika sy mihaino ny hafa ! mandalina ny fianarana.