Dikan'ny déontologie

1. zakilinina ( 18/09/2007 20:35)
Misy mahay mandika amin'ny teny malagasy ve ny déontologie azafady ? Misaotra mialoha !
répondu par soanja le 16/11/2007 06:57
2. soanja ( 16/11/2007 06:57)
Amiko raha ezahina hadika dia hoe Didy aman'andraikitra mahaolom-banona.

Raha teny iray dia "soaiombonana" no mety manakaiky azy indrindra.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4074