mangataka fiaraha-miasa

1. irery ( 14/09/2007 09:24)
Olon-tsotra mikasa ny hanondrana vanilles de mada any Europa (surtout en France, Allemagne, Belgique). Mitady olona afaka hiara-miasa hanao représentant na hanoro clients mety ho intéressés. Conditions zay hifanarahana.
Tsy manana olana ara-bola sy taratasy aho.
répondu par irery le 20/09/2007 09:54
2. betty ( 14/09/2007 11:23)
Ianao izany no miantoka ny fonds de roulement?
Azonao andefasana hafatra izaho mety mahita olona afaka hanao an'io.
3. Fiffi ( 15/09/2007 07:44)
tsy ratsy le hevitra.....mahafantatra olona afaka hanao an'io koh zah....
4. irery ( 17/09/2007 07:07)
Efa novaliako any i betty si Fiffi. Miandry anareo hiantso na hamaly aho fa misaotra mialoha. Resaka tena matotra io (efa mba nanao études de marché kely ihany aho fa mbola azo idirana tsara ny tsena vanilles ao Europe amin'izao).
Raha misy olona hafa afaka mbola hifanampy de miandry an-tànan-droa aho.
5. Fiffi ( 17/09/2007 09:50)
efa voavaly....:)
6. betty ( 20/09/2007 08:22)
efa lasa any koa ny valin'ny ahy fa ny teneniko fotsiny dia maro ny olona mitady fiaraha miasa dia miezaka koa rehefa tsy mila intsony dia mba tenenina oe efa nahita ô! na oe tsy interessant le ataonle oul fa aza avela @ zao de tsy hay oe mbola mitohy v sa tsia ilay asa iarahana :p
merciii
7. irery ( 20/09/2007 09:54)
Voaray ny hafatra. De aza matahotra fa holazaiko eo ihany ny fandehany fa de misaotra betsaka.
Mbola miandry fanampiana amin'ny hafa raha mbola misy.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5826