saly dôly ry zalah a!

1. boubounezy ( 11/09/2007 10:15)
iza @nareo lhl reo no efa nanao string refa miaraka @ sipa na vady? na kou nareo mety ty manao anizany? na efa nanao d inn ny sensation nareo @zay fotona zay??? ary lé sipa na vadinareo v ra efa nanao string teo amasony nareo d tonga d tapatsinay b sa v sa; modiny fann, sa mal a l'aise ny fijerinareo lé réactionany?:-D:-D:-D
répondu par boubounezy le 08/10/2007 09:18
2. Aino ( 11/09/2007 10:44)
raha izaho aloha no mahita any iznay tonga dia :-D:-D @ilay paozy eh.
ny vhv manko raha manao any hireny somary mba kiboribory tsara ny ao ariana fa raha lhl no hoatrany mampihomehy ahy n mieritreritra nany iznay:°)
3. boubounezy ( 11/09/2007 11:40)
za kou aky ry aino takanjy zany ra sendra tonga d:roll:=))=))=))
4. Kwasi ( 11/09/2007 15:04)
Marina tokoa fa mampihomehy ilay izy @ izao fa minoa ahy nareo fa rehefa afaka taona vitsivitsy mety izay tsy mi-string indray no manenina. Mety nareo ndray aza no hividy ho an-drams=))=))

Asa raha efa henonareo ilay tantara tao tsimbazaza. Niara nisotro tao amina bar sa resto moa zany ireto tovolahy. Dia efa dozidozy dia nitsangana handeha, kay niborotsaka tampoka ny patalohan'ilay anankiray (asa na naninona koa?) fa tonga dia string be teo. Hitan'ny kofa sasany teo akaiky teo ilay scene dia tapatsinay ry zalahy sady nihoraka be. Fa ny niafarany moa dia rombo, ary tonga hatrany @ tribonaly mihitsy.:-P:-P:-D:-D
5. boubounezy ( 11/09/2007 22:52)
é! kwasi, ka eo tsimbazaza kosa ngé tena feno pelaka mipetraka btsaka b é! ka sô d mba zay ny nampimé anizareo pokona hafa??? za mantsy efa nivarotra ankanjo sy kiraro bdb t@zareo reo t@za tany dago fa nanafatra zareo t@ zokiko.:o
6. kallie ( 12/09/2007 15:20)
mampime ngamba ra isan'andro fa ny vadiko nanao surprise ana ndray mande d nanao strip iz d string ny nanaovany, tapaka ny tsinaiko fa nafatifaty kely lé vody... :-D:-D:-D:-D (fa zay in-dray zay ihany an)
7. boubounezy ( 15/09/2007 18:00)
musclé tsara nga lé dériéra ry kallie? ra fesse môle mantsy to ho ratsy b ny fijery azy!:-D:-D:-D:-D
8. dibbah ( 16/09/2007 12:27)
otran'ny akanjo rehetra iany ny string tsy mapm
9. kallie ( 17/09/2007 07:52)
boubou> ts afeniko fa mafatifaty kely kià, mibotsna tsara :-D:-D:-D:-D
10. salmo1 ( 02/10/2007 22:54)
kallie:
mampime ngamba ra isan'andro fa ny vadiko nanao surprise ana ndray mande d nanao strip iz d string ny nanaovany, tapaka ny tsinaiko fa nafatifaty kely lé vody...


De tsy mba mampalahelo ve ny fahitany kallie ny vadiny kallie raha ôtran'izao no fomba firesaka hitantarana any rangahy @ namana :?: :oops: :oops:

Tena tsy misy zavatra tsaratsara kokoa ve amin'ity fiainana ity:?: Tsy ny fampideraina fe, fitombenana sy ny kibo no tena mahafinaritra. Fa ny maha manjanao, vehivavy maontina, tsara fanahy sns... no zava-dehibe. Asa, mety misy ny sasany hankafia amin'izao hataonao izao. Ka mety tinao mba ho hitany koa angamba, fa tsy hitako izay tena tombotsoany.
;-)


11. boubounezy ( 08/10/2007 09:18)
salmo tsy mampalaelo ny miresaka anizany fa mafinaritra ka! za zao tsy anao motina fa tiny vadiko fona za @ zao. d tanjemo kou fa betsaka b reny mandevitay antsalaka reny a! mody motina nefa tsy môtina akory:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0808