hofana trano Antananarivo
1. akama2006
(
11/09/2007 09:48)
miarahaba ny rehetra!
mety eo aminy ohatr'inona eo ry zareo ny hofana tranno eo Tana ville quartier Analakely ,isoraka,antsahabe,faravohitra,ankadivato,andravoahangy? efitra 2,living,lakozia,douche, misy jiro sy rano (mafana),misy garage na parking sy mpiandry tanana!!
misaotra betsaka aminy valinteny na approximatif aza ny hofany tsy olana fa mba omeo fourchette de prix!!!:*:*

répondu par booboo le 20/09/2007 10:55
3. montanabe
(
11/09/2007 21:21)
ny fantatro zao ao ambondrona , 2eme plan ilay trano, ikambanana am olona hafa (ao am 1er sy 2 eme étage), ny rez de chaussee misy salon , d efitra roa, lakozia, sdb misy baignoire, io rez de chaussee io no 1 350 000 isam-bolana.
ny rano mafana mividy chauffe eau ianao d avy eo tarif jirama ndray no fantarina!
tsisy garage!
tsisy fisaorana ary tsy mila an ito aho :* :-D:-D
ny rano mafana mividy chauffe eau ianao d avy eo tarif jirama ndray no fantarina!
tsisy garage!
tsisy fisaorana ary tsy mila an ito aho :* :-D:-D
5. akama2006
(
12/09/2007 09:11)
misaotra anareo namaly,sao dia mba diso kosa le 2 feno zero be iol:-D:-D:-D:-D:-D
6. ravakamalala
(
12/09/2007 17:20)
ny ahy ny vidin ny tany no tena mampihori koditra ahy fa misy ten alafo mihitsy
ohatra hoe eny ambatobe hono efa tafakatra 500 000 ny metatra tora droa
ohatra hoe eny ambatobe hono efa tafakatra 500 000 ny metatra tora droa
7. ikaretsaka
(
12/09/2007 17:27)
ravaka> ie.. marina izany..
ary @ dezaka be (Anosiavaratra) aza efa misy asheny 300 000 ko!
ary @ dezaka be (Anosiavaratra) aza efa misy asheny 300 000 ko!
8. Veloo
(
13/09/2007 01:34)
itako tao @ gazety fa mihotra ny 1.000.000.000 daholo ny trano ao Tana ville
ravaka:-*
ravaka:-*
9. akama2006
(
13/09/2007 09:38)
ny trano misy amin'izao ka tsara toerana sy aminy quartier mba tsara dia tsy misy latsaky ny 1.500.000fmg, trano gasy misy jiro sy rano sy wc anatiny io fa tsy misy ranomafana,fa vao miakatra trano misy standing kely izany hoe madio sy misy efitra roa,living iray wc,rano mafana,douche atiny,lakozia sy garazy na tokontany dia tsy latsaky ny 2.000.000 fmg;ny trano sady tsara toerana no tsara endrika sy misy ny kojakoja rehetra (fivoahany setroka,lakozia moderna(misy fampirimana entana etc....)ankoatra ny efa voalaza tetsy dia eo aminy 3.000.000fmg ka hatraminy 3.750.000fmg.Asa ahona no fahitanareo ireo hofany ireo raha mitombona na tsia
ilay hofany aloha dia normale raha atao mifanaraka aminy tena verité de prix ,fa iznay hoe tsy maharaka ny karama ambany indrindra dia ohatrany hoe midangana be ny hofany!ilay vidintany indray moa dia fanaraoraotana tsotra izao satria tsy misy antony tokony hampiakatra ny vidiny tany any an'iritra rehetra ity fa adalany izay te hividy io.ny spéculation tsy maintsy misy sy ny mpanaraoraotra fa dia sitrapoa moa io.

11. boubounezy
(
13/09/2007 12:12)
ka zavatra tsisy mintsy ny lazainako io fa mba té iresaka fotsiny éééé!:-D:-D:-D:-D:-D
mampiesona lé boubounezy:°)
mampiesona lé boubounezy:°)
12. naritsimba
(
14/09/2007 05:16)
r'aha ny hofan-trano eto Tana dia miankina @ quartier io, fa dia misy ny 100 000Ar hatramin'ny 300000Ar, fa anao ny safidy.
13. Rasiligaoma
(
15/09/2007 05:10)
misy tary manana sy mampitady mpanofa mihitsy any, saingy sady ngeza be ny azy (4 chambre + 2sdb, fourni miaraka @ tele, frig. clim, fatana , micro onde, rano mafana. Logmnts gardien +domestiques,) no tsy ao anatin'ireo quartiers ireo,
andefaso hafatra aho raha liana ianao
andefaso hafatra aho raha liana ianao
14. akama2006
(
15/09/2007 08:22)
miarahaba!
tsy mitady aho ka fa mametraka fanontaniana mikasika ilay article teo aminy gazety mikasika ny hofana trano eo Antananarivo,fa misaotra na iznay aza aloha.
mahafantatra olona maro manofa sy mampanofa aho dia manao "sondage" vinany mikaiska ny fahitany ny hofana trano ka ireo vidiny navoakako ireo no azo notsoahina t@izany,raha misy mahita jery hafa voamaika tsara mba hanaovana fampitahana.

15. ikaretsaka
(
20/09/2007 02:31)
tsy misy tsara nohon'ny manangana ny an'ny tena raha manana tany lova any ho any e.. tsy voatery milay be anie ilay trano fa izay takatra ihany...
raha handany miliona maro ihany aleoko lany @ tranon'ny tena le!
raha handany miliona maro ihany aleoko lany @ tranon'ny tena le!