mitady akama be resaka na lahy na vavy
1. reoltasly
(
06/09/2007 07:58)
Miarahaba anareo rehetra eto @ serasera e!
Efa ela no naniriana hitafana saingy zao vo tafa. D mba valio zay liana fa za bandy be resaka sady tia mivanitika. Tsy mifidy zay akama afaka miresaka sy mifandray de reveko be! Ok de miandry tsy mahatombotsiraka nyvaliny avy @nareo.
Bye Reoltasly

répondu par tootielover le 11/05/2008 20:10
2. Fiffi
(
06/09/2007 08:29)
reoltasly: tongasoa enao.....de mazotoa mi-forum...de aza hadino ny mameno ny mombamomba anao ! :)
3. njana
(
06/09/2007 10:13)
Slt! za tsy d b resaka ka asa na mety aminao na tsia saingy mora mémé kosa alo e!
Njana
Njana
5. mandrindra
(
06/09/2007 13:20)
zah tsy dia be resaka fa vonona ny hihaino anareo be resaka :wink:
6. naina3
(
06/09/2007 14:40)
izay izany sady mazoto iheno no mazoto hiresaka fa tairo aloha dia mihaino aloha dia avy eo miresaka
8. karinah
(
06/09/2007 19:25)
aan, reoltasly, momba anao klou kosa an!... vonona hiresaka izaho!...8)
12. reoltasly
(
03/10/2007 13:45)
Fiffi:
reoltasly: tongasoa enao.....de mazotoa mi-forum...de aza hadino ny mameno ny mombamomba anao ! :)
Eny ary ra Fiffi fa de misôtra aloha t@ fandraisana e!
Tahina no tena anarako de efa nahavita fianarana teny Andrainjato ia satria mipetraka eto Fianarantsoa.
Nanao Droit fa mbola tsy mahita kandra. Le resaka reveko ndray de miankina @zay azoazonao sauf lainga fotsiny angaha.
Ka zao ary e! Aona hoah ny fijerinao ny tanora malagasy na ara-toe-tsaina na ara-toe-po?
Valio rapida be an!
Reoltasly!
13. Fiffi
(
03/10/2007 14:31)
reoltasly::roll: heu....tsy eto ny tiako lazaina fa ny mombamomba anao eto am namana serasera....fenohina le momba anao .....am-zay koh enao afaka mijery ny momba ny namana rehetra.....
Tahina no tena anarako de efa nahavita fianarana teny Andrainjato ia satria mipetraka eto Fianarantsoa.
Nanao Droit fa mbola tsy mahita kandra.
15. peta123
(
11/01/2008 09:24)
slt za vaovao be mintsy vao zao za vo nisokatra d mafinartra ana zany oe b resaka zany fa satri kou za tena bala rora b tsy ay ampanginina d aona? vaovao maresaka
16. tootielover
(
11/05/2008 20:10)
sali sal.za ko mba mitady namana nefa tsy be resaka loatra za fa somary menamenatra ary mba te hiova @io toetra ratsy io.Tairo ary ny resaka e,nilay be le mahaleo tao argenteuil an, tany enao sa tsia :D