Inona no atao hoe CHIC, CHEQUE, CHOC?
1. RyAnona
(
03/09/2007 08:03)
Nisy olona nanao loha-hevitra tany aloha tany momba ny fitiiava dia hanontany anareo aho fantatrareo ve ireo teny telo miatomboka @ CH ireo? dia mba arosoy ny hevitrareo fa mifandray @ fitiavana ireo teny 3 ireo? Anareo ary dia mazotoa ary misaotra mialoha miara mamaha ny olana.
répondu par Taniko le 07/09/2007 10:16
2. dadie
(
03/09/2007 11:21)
makorelina v? ihihihih ,chic ny fijery azy d avy eo manao chek ra tsy manana esp d choc beuuu avy eo lol
3. dadie
(
03/09/2007 11:23)
ny choc tiako tenenina eto d krizy kardiaka satria choc oan'ilay ol fa mety ho lafo lotra :-D
4. nolalaina
(
03/09/2007 12:01)
dadie : :-D
nena ndray dé zao :
bandy kely miaraka @ :
- sipa mitovitovy tôna @ =====> CHOC CHOC ny fiainany
- madama zokiny amantônany maro² fa tsy antitra an!! :lol: =====> toujours CHIC ny fiainany
- olona efa antitra beuh ========> mahazo CHEQUE fona!!
Mety vé reo?? :-P

5. vivi
(
03/09/2007 17:22)
fandraisako azy ndray we , @ voalohany mety choc choc satria leo b nahita anilay bainina na rabofy b !, fa raha vao nahita sy nahazo anilay cheque tonga d nivadika CHIC b! zany we CHOC CHEQUE,CHIC
7. zart01
(
05/09/2007 12:36)
Ovy daholo ianareo. Ity no valiny:
- Ny Chic = Lehilahy bogoss milay,
- Ny Chèque = Lehilay be sossy
- Ny choc = Lehilay mahay manao ilay zavatra e!
- Ny Chic = Lehilahy bogoss milay,
- Ny Chèque = Lehilay be sossy
- Ny choc = Lehilay mahay manao ilay zavatra e!
9. Kwasi
(
07/09/2007 03:10)
Nahita ny Chic, dia nampiasa Cheque, kanjo tratran'ny Choc.
Na
Sendra ny Chic, dia nahazo Cheque, dia lasa ni-tChoc:-P:-P
Na
Sendra ny Chic, dia nahazo Cheque, dia lasa ni-tChoc:-P:-P
10. Taniko
(
07/09/2007 10:16)
Ny an'i Zart01 no marina indrindra. Matetika ny tanora vehivavy na lahy tsy manana assurances @ fiainana no tena mampiasa io ary antsoina hoe "système de 3 C" dont Chic, Choc et Chèque.
Ny CHIC : Dia ireo tovolahy endrehina azo aseho olona iarahana mivoaka raha misy fety na dia voatokana. Mety ho tovovavy ihany koa io an !
Ny CHOC : Kosa dia ireo lehilahy (matetika) mpanala hamohamo ny vehivavy na manome fahafaham-po ara-nofo; Filàna famenony io. Ce qui n'est pas rare chez les filles.
Ny CHEQUE : Kosa dia Mpahazo ny lehilahy zokinjokiny efa manana situation stable iantefan'ny fitiavana sendra nisy na tojo ireo bodokely. Tsy ferana koa ny fisehoan-javatra mifanohitra @izao eo @ ireo vehivavy zokinjokiny mitaiza tovolahy kely!
Heveriko fa nahafeno ny fanontanianareo ity saingy hoan'ny tanora, tandremo é tsy mendrika na mahavonjy tavan'andro aza !