sefo

1. darafify ( 02/09/2007 20:28)
Raikitra hono ny fifidianana tamin'ny vatan'ny olombelona hoe iza no sefo.
Dia samy niteny daholo sady samy nidoka tena.
Izaho hoy ny tanana fa raha tsy izaho tsy misy afaka mitendry clavier hojerena amin'ny serasera ...
répondu par kiadi le 07/09/2007 16:55
2. mirana5 ( 02/09/2007 21:16)
Dia namaly lay Fo kely hoe ahan! zà no sefo satria raha tsy nitempo intsony aho tsisy atao daholo nareo rehetra rehetra reo, dia faly ery leiry niteny an'izany:lol::lol::lol::lol:
3. radjery ( 02/09/2007 21:26)
izah no sefo ozy ny maso, fa raha tsisy ahy tsy itanareo eo amin'ny ékran zé avy noendren'ny tanana tao amin'ny klavié sy zay nosoratan'i darafify:lol::-D:-D:-D
4. Aino ( 02/09/2007 23:41)
avy aveo nitabataba ratidoha manao hoe!! lisany ko miseho milay eo dol nefa raha tsy nisy ahy nieritreritra tsara any izay ho soratana sy amaliana azy izao tsy hita ankory izay atao na anoratroratra fotsony eo sy hijery aza.:lol::lol:
5. ikaretsaka ( 03/09/2007 00:16)
Tsy nanaiky ra tongotra hoe tsy nisy afaka nande nipetraka teo ambony seza hijery serasera, na handeha any an-tsena hividy ordi, na hanitsapa pedale tomobil andehanana hividy ordi daholo raha tsy misy ahy
6. darafify ( 03/09/2007 07:59)
Dia niteny ohatra izany daholo hono ny rehetra. Dia nikotaba samy nidoka tena teo daholo.
Tampotampoka, nisy feo kentsokentsona niteny hoe: izaho no sefo. Dia noho ilay feo hafa kely, dia nierika tany daholo izy rehetra. Tonga dia niara-:-D hahaha, ialahy io ve no mba ho sefo ...
7. nolalaina ( 03/09/2007 12:17)
.... ié zah no sefo ouz ra-divo!! fa raha tsy misy anah nareo hamôka ny maloto dé ho constipé tsy havôka n'inn n'inn eo!! :oops:
8. darafify ( 04/09/2007 13:50)
dia iza ary ny sefo eto amin'ny serasera? :-D
9. kiadi ( 07/09/2007 16:55)
i hery ko iza indray aza
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.3105