Miarahaba an'i kala

1. zoklbfkfk ( 02/09/2007 12:11)
Miarahaba an'i kala manokana nohon'ny nahazoany fahasalamana tanteraka ka afaka manohy ny asa aman'andraikiny indray. Enga anie hitohy izany fahsalamanana izany ka Andriamanitra hitantana ny dianao sy ny fiananao sisa. Mahereza ary aza kivy.
Misaotra manokana an'i Rija (tsy haiko ny ps ny eto amin'ny seraserase) nanome ny vaovao.
kala, tongava amin'izay hitafa sy hiserasera ê!
bà mamy be
répondu par UB40 le 20/09/2007 01:43
2. mbaliana ( 02/09/2007 13:17)
mahazoa fahasalamana tanteraka
3. tywa68 ( 02/09/2007 13:23)
miverena @izay eto i kala an :-*
4. fasaly ( 02/09/2007 13:56)
mirary fahasalamàna hatrany an'i kala izany.....:-*
5. Papoose ( 02/09/2007 14:06)
Mirary soa e
6. diamondra27 ( 02/09/2007 16:41)
Kiss akia ndry kala a!
de misaotra anareo nanome vaovao
de misaotra an'i Tompo koa t@ valim-bavaka.

Efa nandefa hafatra teto ihany fa natao anonyme satria sao tsy mety le izy ka dia izao izany no andro mahamety iarahabana an-dry ampahabemaso ka dia mahereza e!
de tandrovy tsara ny santé.

Tena miandry an-dry @ hatsikana e!
Aza miova akia fa ataovy toy taloha foana a: gardez le sourire :wink:
zay fa ary ambadika manoratra e!
:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*
:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*
7. dadie ( 02/09/2007 19:31)
bjr ikala
d arabaina zany aki d maerezakoa isaorana ilay Nahary
NB aza adino any am tokony tsy ametrahana azy intsony ny poketra so very eo ny fakantsary an kopy dry an lol:-D:-D
8. boubounezy ( 02/09/2007 19:33)
slt kala a! tongasou zany!:-P
9. kala ( 17/09/2007 07:00)
sali daolo!

Misôtra @ firariantsoa rehetra ê!

Ny Tompo aloha no avant tout fa nareo tsy mahazo devant eto @ fisaorana. hi!hi!hi!

Hoavy tsy hoela ny hatsikana. Aleo aloha tandrovana ny tsinay sao tapaka eo ;-)

(l) nareo rehetra ê!

ary le zoklbfkf io manao paparazzi mihitsy an

























10. Fiffi ( 18/09/2007 20:01)
tongasoa njay akia kala an ! :-*:-*:-*:-*
11. diamondra27 ( 18/09/2007 21:27)
tena tonga marina kala fa efa nandalo zany
kiss njy e!
:-*:-*

de miandry zany za e!
12. UB40 ( 20/09/2007 01:43)
:roll::roll: AMEN! :roll::roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.195