ho ny ouaa reto

1. Missie ( 31/08/2007 12:13)
Refa marary moa tenda de inona remede?? :-D
répondu par Missie le 20/09/2007 12:02
2. xxx ( 31/08/2007 12:19)
suppositoire ?
3. Missie ( 31/08/2007 14:19)
angaaaa ky d inona nenarany:?::?:
4. xxx ( 31/08/2007 14:26)
vazivaziko izany fa ny dr ihany no mahalala hoe inona no fanafody e
5. Missie ( 31/08/2007 15:40)
xxx> noheveriko tena marina, afaka omenao anaran dr veuh za!!!! inona kalou lé "DR" fa tsy aikou :-D
6. mandrindra ( 31/08/2007 17:13)
tenakou tsivakma soandro, fanafody mahery vaika. avy dia maha sitrana
7. booboo ( 31/08/2007 17:50)
:-D

Missie > manatona dokotera ihany fa izy no mahafantara hoe noho inona no nahatonga ilay areti-tenda. Sao manao dokotera tena irery ao dia mihinakinam-poana vao loza ...
8. kelly13 ( 31/08/2007 18:09)
remede de grand mere atao klou fa mba efficace iany, zany oe tantely sy voasarimakirana, sady tsara ny tsirony no manala aretitenda, ms tsaratsara ra le izy vao manomboka heno mararirary iny no mihinana an'io
9. Missie ( 31/08/2007 21:11)
mandrindra:

tenakou tsivakma soandro, fanafody mahery vaika. avy dia maha sitrana

Way koa lé fiteninao euhh!! hafahafa be sa za no hafahafa :roll: inona zany fanafody zany?????

10. mandrindra ( 01/09/2007 06:43)
missie, io no tena fanafody mahery e. fa hafahafa ahoana klou ny fihainonao azy e?
11. Missie ( 01/09/2007 10:53)
mandrindra> an an an tsisy inonaka!!! de za zao an!! minana bonbon eucalyptus ma hahatsara tenda, sinon efa ninana lé citron sy miel za ! hummmm: fa zao jay ny olana petraka, afaka ny aretintenda de ny sery jay zao mamely ahy ato de aona?????:(
12. nolalaina ( 01/09/2007 13:11)
Missie : osory vicks ny tenda @ alina dé fonosy ataovy mafana beuh!! dé lazao anà raha nety na tsia!! :wink:
13. booboo ( 01/09/2007 13:14)
misotro rona sakamalaho kounkou, dia na koa hosorana huile essentielle-na ravintsara ny tratra ankoatra ny vicks, dia "mifoka" ravintsara kounkou
14. Missie ( 01/09/2007 17:27)
OOoooo !!! ande hanao essaie zany za anjoany alina, vicks klou de aveo jay ranona sakamalahoo kounkouuu!!! de omeko anareo ny valiny kounian!!:D miciii
15. lohabe ( 01/09/2007 18:07)
mifoka ravitsara ve ry booboo :-D
16. booboo ( 01/09/2007 18:41)
lohabe > ie :-D:-D...lay huille essentielle-ny kamboko e :-D:-D:-D
17. kelly13 ( 01/09/2007 18:43)
hahaha, un autre remede de grand mere (za mantsy grand mere beuuu), mba tsy ho voan'ny sery intsony ono d mitroka rano mangatsika @ lavak'orona tsirairay ka d courazy missie a :wink:
18. jimteam ( 01/09/2007 19:27)
Toa samy miteny koa izy izany. Aleo koa aho mba hiteny.
Tapahina hono ny loha.
Izaho mbola tsy nanandrana fa mety hono io.
19. Missie ( 01/09/2007 19:54)
hihihihi, neny jimtem kosa euh, tapahako veuh loha, de aona zany tsou faty veuh za, sa aveo zairinareouhh lol!!!!!

Lé recette glan mera kosa tsy ratsy an! essayeko doly zany koa!!!

sinon mikohaka zaaaa:cry:
20. booboo ( 02/09/2007 10:15)
:roll:

dia mihinana indray tamenak'atody + dobera + tantely matetika e ! atao matimaty dia sotroina @ zay.

Na mampangotraka rano dia tenehina ao ny navets. Atao rano fisotro matetika ihany koa mandritra ny 2 na 3 andro eo ho eo.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2145