TIKO FOANA NY ANILANAO

1. Tiks ( 30/08/2007 05:45)
Tsy de haiko loatra ny tonony fa misy hoe Tiko foana ny anilanao na hiaretako ny mafy aky matokia f'izaho efa anao haiko foana ny mitia anao
répondu par cmbolatiana le 04/09/2007 11:25
2. cmbolatiana ( 04/09/2007 11:25)
Hiran'ny Ainga io - Haiko foana ny titre-ny fa izaho koa mbô mitady
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0488