tiako ianao!
1. princesseN
(
25/08/2007 08:56)
je t'aime
tiako ianao
I love you
......
azo ilazana zay am-po @ olon-tiana,ny vady
azo lazaina fa porozom-pitiavana ihany koa
tiako ianao
I love you
......
azo ilazana zay am-po @ olon-tiana,ny vady
azo lazaina fa porozom-pitiavana ihany koa
répondu par diffordi le 22/10/2007 11:03
4. vivi
(
25/08/2007 09:58)
ie ,indraindray fa ndraindray koa we je t'aime mais je suis pas amoureux, na koa we je t'aime fa juste mpinamana fotsiny ,tsy efa tsara kosa v zay , ihihihi
5. kalina80
(
28/08/2007 08:05)
Je tem mon bébé, na "mon chaton" na "ma biche" mba tiany aty mihitsy ny miteny anireo!!!!!!!!!! mba ataovy @ teny gasy ange tiko ny alikakeliko ty sns :-D:lol::-D
7. princesseN
(
28/08/2007 09:51)
terme iantsona ny olon-tiana ndray:chéri(e),bébé,mon coeur, mon amour,mon chou,malala,piso,...
vivi>>>hafa mintsy ndray zany an!:-D
vivi>>>hafa mintsy ndray zany an!:-D
8. Angolaina
(
28/08/2007 10:15)
vivi> tsara io oe "je t'aime fa juste mpinamana" io nefa mifampiantso bébé sy mon coeur ihany :-D:-D
9. vivi
(
28/08/2007 11:43)
zahay moa efa voany baomba na misy miteny anio aza d mailo foana kosa ka !
13. kallie
(
29/08/2007 11:08)
:-D:-D foufoune ny kosa io ko, dé lé ray zany in? bibite chéri? :-D:-D:-D
14. SHOAN
(
29/08/2007 19:05)
=))=))=))=))kallie koas é ! hihihihihi=))=))=))=))=))=))=))=))=D=D=D=D=D^:^o^o:-@
15. dadie
(
30/08/2007 15:38)
Mpandefa : kalina80 [ Valio ] 28-08-2007 10:05:48
Lohateny : Re : tiako ianao!
Je tem mon bébé, na "mon chaton" na "ma biche" mba tiany aty mihitsy ny miteny anireo!!!!!!!!!! mba ataovy @ teny gasy ange tiko ny alikakeliko ty sns
:-D:-D:-D
tena sarotra b ny manao azy am teny gasy an ihihihih ny vaza alo d tena ainy mihintsy io raha io e,ny any gasy dray d :
malala :vo manoboka ny mariazy io an
vadiko :volana vitsy2
neny :taona vitsy2
ianao :taona maro
ity :refa miady
:-D:-D:-D:-D
16. reve
(
30/08/2007 16:35)
kallie=))=))=))
mamour,fitiavako,mbola izy daholo zany e!fa ngamba kosa hoa tsy de atoraka am olona rehetra e!
na na foufoune na baboune na ma chate nge mba am lay tena izy no anononana azy!(l)(l)(l)
mamour,fitiavako,mbola izy daholo zany e!fa ngamba kosa hoa tsy de atoraka am olona rehetra e!
na na foufoune na baboune na ma chate nge mba am lay tena izy no anononana azy!(l)(l)(l)
17. bobone
(
31/08/2007 07:32)
, tena marina mihitsy ireo voalazanareo ireo an!=D=D
fa ny tena nampihomehy ahy sady nahakamo indraindray ity olona iray rehefa miantso ny vadiny izy de hoe "avy ange TENA E! gaga be fa naninona no mifanao tena ry reto a! :roll: ! de novaliany tsotra hoe !
le TENA anie tsy manompa na inona fa avy @ tenako io e! ,zaho tenany izy tenako ! de toran'ny fihomehezana za!:-D:-D:-D:-D
ny olona mandre azy de mahatsiaro hoe hafahafa fa @ njareo tompony indray tsy olana ,hafa kely ny azy an!:-D:-D:-D

18. sakaizakely
(
31/08/2007 08:23)
te quiero
ti amo
ich liebe dich
amo-o
marina tokoa fa ny vazaha dia mahay ary tena tia mampiseho sy milaza ny fitiavany na mizara ny ao ampony. Tsy misy maharatsy azy, au contraire, vao maika manja
Fa ny antsika malagasy toa hoatra afinafenina izany ilay izy. Tadidiko nisy sipako taloha izay na mifampitantana eny andalana ary tsy mety lery. Ny zétém zany mou de tsy mba nisy fa de hoe efa miaraka hono de ampy zay :lol: :lol::lol: Mazava ho azy fa tsy naharitra ela :-D:-D:-D Tsy mampte hi :*:*:*:*

19. la
(
06/09/2007 04:58)
"Je t'aime mon amour" zay zao mbo tsara an! sady ampy tsara no tsotra (l):D:wink::*:-*