vahine ity ny hirahira ampoko
1. olvier
(
23/08/2007 16:23)
ho fahatsiarovana ny fahazazana he
répondu par Fiffi le 25/08/2007 10:38
2. Fiffi
(
23/08/2007 17:02)
humm......
Ity ny hirahiram-poko
Hatolotro mba ho anao
na de efa hira taloha aza io ...tiako be ...heu...saingy tsy aiko ny tonony...
Ity ny hirahiram-poko
Hatolotro mba ho anao
na de efa hira taloha aza io ...tiako be ...heu...saingy tsy aiko ny tonony...
3. tenagasy
(
24/08/2007 09:53)
Mankamamy!
Nenay ato an-trano vao mandeha ireny hira ireny de hoy ny Raiamandreny hoe: izany nenay taloha!
De anefa anie ny ankehitriny koa mankasitraka ireny hira ireny e! Ka mampanontany tena ahy hoe: nahoana izy no isaky ny mihetsika de miteny an'io fôna?
ahoana ny fahitanareo azy?
Mirary soa!
Nenay ato an-trano vao mandeha ireny hira ireny de hoy ny Raiamandreny hoe: izany nenay taloha!
De anefa anie ny ankehitriny koa mankasitraka ireny hira ireny e! Ka mampanontany tena ahy hoe: nahoana izy no isaky ny mihetsika de miteny an'io fôna?
ahoana ny fahitanareo azy?
Mirary soa!
5. lembelo
(
24/08/2007 21:37)
Ireny ilay ataoko hoe "Face B" de légende, fa ilay "Face A" - "Masoandro mody" mantsy no tena nalaza (Ilay misy hoe
"Malomaloka ny andro
.......
"Manantena sady mino
Ny ampitso hahita anao
Ry masoandro o ivimbino
maraina vaovao
Lay la lay la la la"
..........
Hany ka fay"
"Malomaloka ny andro
.......
"Manantena sady mino
Ny ampitso hahita anao
Ry masoandro o ivimbino
maraina vaovao
Lay la lay la la la"
..........
Hany ka fay"
6. sylvana
(
25/08/2007 09:38)
Manao ahoana ô!
Misy tadidiko kely ihany le tonony :
Ianao mandalo iry
Avia hafarako
Mba ento ity ventso ity
fa tsy hozakako
Inty no hirahiram-poko
Natokako mba ho anao
Inty ny hirahirampoko
Voasoratra ao antiko ao
Dia ho diso ve
.....
Raha sahy milaza fa
Tiako raha ianao.
Misy tadidiko kely ihany le tonony :
Ianao mandalo iry
Avia hafarako
Mba ento ity ventso ity
fa tsy hozakako
Inty no hirahiram-poko
Natokako mba ho anao
Inty ny hirahirampoko
Voasoratra ao antiko ao
Dia ho diso ve
.....
Raha sahy milaza fa
Tiako raha ianao.
7. Fiffi
(
25/08/2007 10:38)
tena ohatran'very njay zah zany an ! manana cd ny vahine zah ato fa toa tsy misy an'io ao....
