bessa
1. laliana
(
20/08/2007 08:45)
slu daoly
raha mba misy manana le "foiko" an' i bessa iny azafady
tonokira io
miantomboka @we
ny fahazazako....
Misaotra mialoha
raha mba misy manana le "foiko" an' i bessa iny azafady
tonokira io
miantomboka @we
ny fahazazako....
Misaotra mialoha
répondu par ari.malala le 20/08/2007 14:53
2. ari.malala
(
20/08/2007 11:28)
Ny fahazazako sy ny nofy tao
Samy nangalako natokako ho anao
Izay rehetra lasa sy izay mbola kinasa
Foiko manontolo homena anao
Foiko manontolo homena anao
Ny hatanorako voninkazo soa
Tsy mba norarako notoazako avokoa
Dia nataoko amboara mirindra sady tsara
Foiko manontolo homena anao
Foiko manontolo homane anao
Ity tononkalo izay hiraiko ity
Tsy mila takalo fa vokatra fitia
Raha ilaina ny aiko, izao iany no lazaiko
Foiko manontolo homena anao
Foiko manontolo homena anao!
Bessa
Mihirà finaritra!
Samy nangalako natokako ho anao
Izay rehetra lasa sy izay mbola kinasa
Foiko manontolo homena anao
Foiko manontolo homena anao
Ny hatanorako voninkazo soa
Tsy mba norarako notoazako avokoa
Dia nataoko amboara mirindra sady tsara
Foiko manontolo homena anao
Foiko manontolo homane anao
Ity tononkalo izay hiraiko ity
Tsy mila takalo fa vokatra fitia
Raha ilaina ny aiko, izao iany no lazaiko
Foiko manontolo homena anao
Foiko manontolo homena anao!
Bessa
Mihirà finaritra!
4. ari.malala
(
20/08/2007 14:53)
anisan'ny mpihira ankafiziko manokana iBessa, ary anatin'ny nofinofiko ny hihira io hira io ary izy no mitendry :) refa misy mariazy alehako, dia idongiako mintsy ny mpitendry hitendry io hira io hihirako azy fa tiako loatra! :) mihirà finaritra e! :-*:-*
