ampio e
1. tyfoly
(
19/08/2007 21:58)
ahona no atao mba hamerenana ny sipa taloha, raha za no nilaza we vita ny anay !, izy moa mipetraka 600km, , ny nahatonga ny fisarahana d izy nilaza we manahirana b ny halaviran-toerana ka mety hanahirana ihany ny fiarahanay d tezitra za we raha zany d aleo hijanona , nefa zao zao malahelo azy! , miandry fotoana maromaro v? ohatra 3volana sa ?,?,mba hampio reto an!
répondu par miraymel le 25/11/2007 13:30
2. sipagasy
(
19/08/2007 22:09)
aza asiana fotoana maro izany fa raha mbola tianao izy, dia velezo ny vy dieny mafana e!:lol:
5. Angolaina
(
20/08/2007 07:15)
Sarotsarotra ihany aloha izany e! indrindra raha oe efa manana olon-tiana hafa izy nefa tsy misy olana tsy voavahan'ny fifampiresahana eo @ fiainana. 600km izany koa ange mbola akaiky e! raha tena ao ny fitiavana, ny hava-tiana tsy mahalavi-tany izany !
6. kallie
(
20/08/2007 12:21)
ie, ra tsy efa nahazo hafa izy d aingakaingana sô tavela eo, 600km zany mbola tsy "ranomasina mangenieny" e
7. tynah
(
20/08/2007 14:45)
600km zany tsy lavitra zany fa ataovy zay hifanakaikezana eh!!! d aza miandry ela zany !
8. rakaroka
(
20/08/2007 19:49)
600km ve dia lavitra e! Ny maro aza toa 10 000km
Mada-France, dé amzany mbola compliquén'ireto tsy manjary ireto koa ny visas => Aoka fotsiny :-D:-D:-D
'Za t@ tany Dago tahaka izany . Tondé dia nasaiko
nitady hafa izy hanamoraina ny fiainana fa kivy :cry::cry::cry:BBbbe aho nieritreritra lé "situation". Dia nisahirana BBBBe izy ...Dia nony tongany taty indray : m-i-a-d-y foana foana. Dé ampahatsiahiviny ahy foana ny hasasarany nanafatra ahy ny ny tokony hamerenako ny vola laniny (frais, sns hono).
Dia raha izany ho'aho dia "A-v-e-r-e-n-o" any @ toerako taloha aho fa toa izany indray no mampetipety ny fiainana : tsy hita e !:-P

9. tyfoly
(
20/08/2007 21:55)
raha amiko koa aloha tsy d tena lavitra fa za koa matahotra fa sao d izy no miteny we hisaraka d aleoko ny ahy noa ataoko aloha ,izy aloha mbola tsy nanao zvtr mi-choqué za rha tsy zay fa ny navliny aprés koa tsy tiako e, efa nidiko zany msn fa mbola nisy message tafaraka we , aza raisina ratsy ilay izy fa je pense pas q il y pas d'avenir entre nous! tsy haiko we tezitra izy nilazako vita ny @nay d mba nanao contre attaque izy fa lasa io no tsy hasahiko miantso azy , na mametrka email!, izy koa moa tsy nanisy signe d vie koa , nefa lay fiarahanay rehetra d tiako hitohy fa tsy mijanona eo , ny fomba hi-conquerir anazy zao no blem_ko.Tiako atao intelligeament ilay izy fa tsy etine @ fo fotsiny ,zay mahatonga ahy milaza we sao d aleo miandry fotoana fa sao mbola aloha loatra d ataony fiomezana eo indray , vao may tsy asiany sira we vhv mora mivadi-dela, tsy manana personnalité, sa ahoana?
10. sonwin
(
20/08/2007 21:59)
aza miandry ela izany fa sao ilaozan'ny omby mihahaka. Ts koi io fa tonga dia tairo ny resaka.
Ilay ps-nao izany ange ka he he he, raha atao badalela tsara ny mamaky azy ka tena midika zavatra an :°):^)

11. Angolaina
(
21/08/2007 06:41)
rakaroka:
600km ve dia lavitra e! Ny maro aza toa 10 000km
Mada-France, dé amzany mbola compliquén'ireto tsy manjary ireto koa ny visas => Aoka fotsiny :-D:-D:-D
'Za t@ tany Dago tahaka izany . Tondé dia nasaiko
nitady hafa izy hanamoraina ny fiainana fa kivy :cry::cry::cry:BBbbe aho nieritreritra lé "situation". Dia nisahirana BBBBe izy ...Dia nony tongany taty indray : m-i-a-d-y foana foana. Dé ampahatsiahiviny ahy foana ny hasasarany nanafatra ahy ny ny tokony hamerenako ny vola laniny (frais, sns hono).
Dia raha izany ho'aho dia "A-v-e-r-e-n-o" any @ toerako taloha aho fa toa izany indray no mampetipety ny fiainana : tsy hita e !:-P
de efa n-a-v-e-r-i-n-y tany @ le toerana nanafarany anao zany enao zao ? :-D:-D
kel histoire :lol::lol:
Tsy hita fa fitiavana sy ny tontolony daholo zany :-D
12. reve
(
23/08/2007 07:06)
izay tia hono adala diniho tsara aloha hoe tena mety mbola tia anao ve izy ? na de tsy nanao zavatra naha choquer anao hoy enao,fa rha mahatsapa ianao fa mety mbola misy azo atao dia tsy ny 600km no olana na ny mail fa tonga de ataovy ze mety. fa hoy aho hoe izay tia adala de mandiniha tsara klongany!
:P
:P
13. xxx
(
25/08/2007 10:03)
misy koa anie reve ,raha tsy miantso na mifanoratra , mety ilaina koa lay fandinihantena kely e! , za zany aloha mbola tsy vonona hiresaka @ satria sao d manondrana eo indray za, raha rotoroana ilay izy nefa animba zavatra d vao maika voa b za
15. yah
(
01/09/2007 04:36)
Mpandefa : tyfoly [ Valio ] 19-08-2007 23:58:13
Lohateny : ampio e
ahona no atao mba hamerenana ny sipa taloha, raha za no nilaza we vita ny anay !, izy moa mipetraka 600km, , ny nahatonga ny fisarahana d izy nilaza we manahirana b ny halaviran-toerana ka mety hanahirana ihany ny fiarahanay d tezitra za we raha zany d aleo hijanona , nefa zao zao malahelo azy! , miandry fotoana maromaro v? ohatra 3volana sa ?,?,mba hampio reto an!
Mbola tsy tena vita izany fa mbola samy tezitra fotsiny ianareo e mandehana mifampiresaka d ho itanao fa hiravona io ary mba avadibadio in'7 re ny lela vao mba miteny aminy @ manaraka fa lanjalanjao ihany ny zavatra atao:-P

16. miraymel
(
25/11/2007 13:30)
hajanony any izy de manova, na manaova vacances ny fo sy saina e, sa ratsy toetra be ve za?