Marina ve fa any Madagasikara ilay Edena sy Paradisa voalaza
1. seraphin
(
19/08/2007 15:09)
Mandinika lalina io. Mba ilazao sy ampio.
répondu par Jeankely le 11/10/2007 10:15
3. fasaly
(
19/08/2007 15:45)
izaho koa mbola mitady an'io saha n'i edena paradisa io aloha atramzao fa mbola tsy koboko hoe aiza fa raha koboko de handehanako:-P
5. fasaly
(
19/08/2007 19:10)
;-)ok! tsy koi nge zany indry tsin efa kely ihany omby anaty bagage fa ry lay police ao am douane mitry no mandreraka sao lazainy fa mafia mpanao trafik na kelly eo zà:-D
6. rebecca
(
19/08/2007 20:05)
seraphin:
Mandinika lalina io. Mba ilazao sy ampio.
aza mandinika an'izany fa tsy ho hita eo ihany ve any aoriana any
7. LazaDaddy
(
20/08/2007 06:29)
seraphin:Voalazan'iza ry Seraphin?
Marina ve fa any Madagasikara ilay Edena sy Paradisa voalaza
8. Angolaina
(
20/08/2007 07:05)
Any nosy be misy an'io ka :-D:-D mhumm za marina te ho any ndray an !
9. niainalynx
(
10/10/2007 11:06)
Vakio ny baiboly ao am déotoronomia angamba izy zay dia ao misy hoe nosy Ofira dia diniho lalina fa madagasikara io ! Afaka manontany an'i Pasitera Tolotra koa ianareo zay lina fa nanaovany thèse de doctorat en théologie ny oe "Jiosy ve ny Malagasy?" Ka tao anatin'io thèse io no nahafahany nidémontrer fa aty madagasikara no misy ny Edena Paradisa !
PS . Nenjehan'ny frantsay mafy mitsy io PAsitera io tamin'ny fanaovany io thèse io satria nipoitra tao anatin'io daholo ny marina rehetra momba ny malagasy. Ary tsy zakan'ny frantsay mafy mihitsy ny fihatsaran'ny fifandraisana ara-diplaomatika misy eo am madagasikara sy Israël fa tandremo an! Ka na ny Jiosy aza anie mbola mitady hatramin'izao lay tany kanana vaovao zay tsy iza fa i Madagasikara e ! Hoy io PAsitera io fa tsy izaho an ! Mazotoa daholo e

10. Jeankely
(
11/10/2007 10:15)
Tsara ny fandalinan'i Pastora nefa dia mampalahelo satria any Madagasikara dia mahantra ary tsy mbola mivoatra firy. Raha ny tantara aloha dia rehefa tia ahafantatra ry Hitler hoe Jiosy dia aborotsaka ny pataloha ary raha mitapaka na vita didipoitra dia jiosy ary vonoina. Ny Jiosy sy Muslim no mitapaka na manao didipoitra. Misy firazanana angamba tsy hay. Hita mihintsy fa tsy avy ao Afrika mihintsy ny Malagasy. Akaiky kely eo Afrika nefa tena samihafa mihintsy ny fomba fianana. Ankehitriny moa nohon'ny tsy fananana sy fahantran'ny taranak'i Edena hoy ianareo dia na ny Afrikanina aza manjakazaka @ vehivavin'ny taranak'i Edena. Efa potika i Edena izany ary ny rehetra mifamitaka, mifanambaka ary tsy misy fivoarana. Taranak'i Edena hono???