Mitady tonokira
1. malagasynord
(
19/08/2007 09:12)
Manao ahoana ianareo namana rehetra
Mba mangatka raha misy manana ilay tononkiran' Melky
hira fivavahana iny fatena tsara loatra ilay.
koa dia misaotra anareomialoha
Dia @ manaraka koa.
Avy aty avaratra eh!!
malagasy nord
2. Fiffi
(
19/08/2007 15:43)
http://tononkira.serasera.org/index.php?rub=tononkira/hira&mpihiraid=1015 ao ve ?
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2026 - page load 0.0528