RISY/REO TENY KELY ROA
1. anjarina
(
19/08/2007 06:32)
sao de mba misy mahalala ny tononin'io hira tsara be io o???
répondu par cutie le 21/08/2007 19:52
3. cutie
(
19/08/2007 17:45)
Mpandefa : anjarina [ Valio ] 19-08-2007 08:32:20
Lohateny : RISY/REO TENY KELY ROA
sao de mba misy mahalala ny tononin'io hira tsara be io o???
Tena tsara io hira io fa alefako @ manaraka :lol:
4. cutie
(
21/08/2007 19:52)
Ty @ zay aza le hira e :)
Inoako fa tsy maintsy hisy ihany
Andro iray hiarahako aminao
Hiara handihy isika
Ka ho tanako mafy
Hofihiniko ianao
Ny lohanao miondana
Eo an-tratrako
Hanasafosafo anao
@ zay fotoana izay
No hilazako,ambarako we
Tiako ianao
Ho taitra ihany ianao
Satria mpinamana isika
Htry ny ela be
Kanefa raha toa
Tia anao ny foko
Ankehitriny
Ho hadisoako ve
Saika isan'andro
Ny saiko , ny eritreritro
Tsy miala any aminao
Hivavaka mangina aho
Manantena fa tsy maintsy
Mbola ho tia ahy ianao
Reo molotrao , mitsiky
Mora hiantso sy hanonona ny anarako
Ho masom-pifaliana
No hilazako indray
Lay teny
Tiako ianao
Inoako fa tsy maintsy hisy ihany
Andro iray hiarahako aminao
Hiara handihy isika
Ka ho tanako mafy
Hofihiniko ianao
Ny lohanao miondana
Eo an-tratrako
Hanasafosafo anao
@ zay fotoana izay
No hilazako,ambarako we
Tiako ianao
Ho taitra ihany ianao
Satria mpinamana isika
Htry ny ela be
Kanefa raha toa
Tia anao ny foko
Ankehitriny
Ho hadisoako ve
Saika isan'andro
Ny saiko , ny eritreritro
Tsy miala any aminao
Hivavaka mangina aho
Manantena fa tsy maintsy
Mbola ho tia ahy ianao
Reo molotrao , mitsiky
Mora hiantso sy hanonona ny anarako
Ho masom-pifaliana
No hilazako indray
Lay teny
Tiako ianao
