aretim-bavony
1. ronaldo09
(
17/08/2007 19:47)
Rehefa marary vavony matetika hono ny sipa dia midika izany fa manao matetika izy!Marina ve izany raha bandy indray no marary vavony?
répondu par kiadi le 18/08/2007 09:13
3. sakaizakely
(
17/08/2007 20:09)
f'anga tafakatra hatrany izy io ? 8O8O8O8O8O
boboo> misy de spesialista @ nimportokuss tokoa an :-D:-D:-D:-D:-D
boboo> misy de spesialista @ nimportokuss tokoa an :-D:-D:-D:-D:-D
4. menalamba
(
17/08/2007 20:57)
Vao miteny ianao dia hoe "hono" izay izany ilay atao hoe resaka "honohono",dia izay izany no valiny ,honohono izany ry isé 'ty an:roll:
6. Kwasi
(
17/08/2007 21:56)
Mety ho marina fa tsy voatery sady tsy voaporofo, satria betsaka ny antony mahatonga ny aretim-bavony.
Izao no mety hahamarina azy: misy karazana aretim-bavony vokatry ny bakteria. Izany hoe kikisan'io bakteria io ny vavony. Avy aiza anefa no mety nahatafiditra an'io bakteria io ao anatiny ao? Mety ho avy @ vavan'ny sipanao rehefa mitsoda nareo, na avy @... efa fantatrareo ny tohiny.

7. kallie
(
18/08/2007 07:29)
ouadray..... mba ahazonao ny valiny d manaova fôna d jereo ra marary vavony lé sipa d itanao ko oe marary ve nénao (ny vavony)