mba mitady namana ô!!!

1. balatom ( 12/08/2007 07:49)
Mbola vaovao eto @ serasera aho(Lehilahy).Maniry mafy aho ny hifandray aminao(vehivavy).raha mahaliana anao dia mba valio.:*
répondu par miraymel le 26/11/2007 03:29
2. Fiffi ( 12/08/2007 08:28)
balatom
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Grands_Smileys/3d-coucou-salue.gif[/IMG] de aza hadino ny mameno ny mombamomba anao ..:) de mazotoa mi-forum :) de ampy....
3. wooda ( 12/08/2007 12:52)
Tonga soa balatom, karibo lalindalina fa maromaro ny maresaka ho hitanao ato! :wink: (za lehilahy)

Le mombamomba anareo indray de tsy mety hitako ;)
4. tsiferanao ( 12/08/2007 15:07)

slt!
mety efa nahazo namana ngamba enao fa za ndray no fanampiny.
t@ za tany dago de nanana namana ko a oe fihobiana "fifi" de otrany mapatsiaro ana azy enao.
vô vôloany za no itady namana sur le net zany fa de atôtsika mafana ny resaka sady amko ts de misy tabou zan...tt est permis
à plus ary e!


5. Fiffi ( 12/08/2007 17:19)
tsiferanao: hummm....de aza misalasala akia an ! zah kalou tsy mandaha namana mintss an ! de tongasoa ndry...:) :-*:-*:-*:-*:-*
6. fasaly ( 12/08/2007 21:34)
7. wooda ( 12/08/2007 21:45)
8. Fiffi ( 13/08/2007 19:36)
9. sympa ( 16/08/2007 13:48)
10. Fiffi ( 16/08/2007 15:26)
de inn daholo zao ireo ? :-D:-D
11. onjanabakabaka ( 17/08/2007 14:50)
za ko namana vao2 mitady olona hifandray amiko akaiky (vehivavyaho) tiako raha mba lehilahy no mifandray amiko bebe kokoa nefa tsy maninona na vehivavy aza indrindra hanampy ahy @ fivoaran'ny technologia(informatic)
misaotra amin'izay mamaly ny antso
12. sympa ( 18/08/2007 09:46)
Fiffi >> ko izay manomboka ihany no araina ko :-D:-D

onjanabakabaka >> tongasoa enao [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Grands_Smileys/3d-coucou-salue.gif[/IMG]
Faly izahay andray anao ho namana ;-)
13. lloyd ( 22/08/2007 10:41)
onjanabakabaka:

za ko namana vao2 mitady olona hifandray amiko akaiky (vehivavyaho) tiako raha mba lehilahy no mifandray amiko bebe kokoa nefa tsy maninona na vehivavy aza indrindra hanampy ahy @ fivoaran'ny technologia(informatic)
misaotra amin'izay mamaly ny antso


za ko vaoavao e tena mahaliana ahy ny hifandraya aminaou na dia tsy dia mifakahalala aza isika
14. sympa ( 22/08/2007 20:28)
15. malalafitia ( 24/10/2007 12:00)
salut o
Tonga soa ary de mba ilazalazao ny momba2 anao fa za koa tsy manda namana zany
16. xxx ( 31/10/2007 12:25)
Enao koa ary to tsy mamaly sa efa nahita namana betsaka :twisted:
17. sarobidy ( 05/11/2007 07:54)
hihihi efa nahazo namana mihitsy izy zay de mikamoufla ao:P
18. miraymel ( 26/11/2007 03:29)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1124