misy tsy mazava!
1. ari.malala
(
10/08/2007 07:37)
Miarahaba ny mpiandraikitra ary miangavy fanazavana raha azo atao azafady.
Nanoratra tary @ fety sy fihaonana aho, hampiditra hevitra (sary moa izany no tena marina) ary nainka hamaly hampiditra ny sary manaraka dia misy toy izao mivoaka azoko:
Ny tsy azoko dia izao, tsy hampiditra hevitra aho fa hamaly dia maninona no mahazo an'io? tsy vao sambany fa efa imbetsaka iany! misaotra tompoko.
Nanoratra tary @ fety sy fihaonana aho, hampiditra hevitra (sary moa izany no tena marina) ary nainka hamaly hampiditra ny sary manaraka dia misy toy izao mivoaka azoko:
"Tsy mbola afaka manoratra
Vao minitra vitsivitsy ianao no nametraka hafatra vaovao tamin'io lohahevitra io. Mila miandry 56 minitra ianao vao afaka mametraka hafatra vaovao indray.
Azonao atao kosa ny mamaly ny hafatra hafa na mametraka hevitra vaovao any amin'ny lohahevitra hafa."
Ny tsy azoko dia izao, tsy hampiditra hevitra aho fa hamaly dia maninona no mahazo an'io? tsy vao sambany fa efa imbetsaka iany! misaotra tompoko.
répondu par Fiffi le 12/08/2007 12:16
2. Fiffi
(
10/08/2007 07:43)
http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m4655b1993d501
heu....tsy mpikarakara zah fa toa tam io fanovana ny sera2 io no niatomboka io....zah kalou tsy gaga satria efa lasa nahazatra anaha le izy an ! de indraindray misy soratra mintss hoe "miandry 1 ora" de hendrasako....:)

3. hery
(
10/08/2007 07:43)
Ahoana no ataonao mamaly an'ilay hevitra?
Sokafy ilay hevitra http://forum.serasera.org/index.php?rub=dinika/message&msgid=m46bc13a881e03
dia tonga dia soraty eo ambaniny ny valiny.
Hery
Sokafy ilay hevitra http://forum.serasera.org/index.php?rub=dinika/message&msgid=m46bc13a881e03
dia tonga dia soraty eo ambaniny ny valiny.
Hery
4. Fiffi
(
10/08/2007 07:44)
mety ho diso koh zah an ! fa raha tadidiko de le tam fifidianana prézidant iny de efa nisy io.....
5. ari.malala
(
10/08/2007 12:05)
hery:
Ahoana no ataonao mamaly an'ilay hevitra?
Sokafy ilay hevitra http://forum.serasera.org/index.php?rub=dinika/message&msgid=m46bc13a881e03
dia tonga dia soraty eo ambaniny ny valiny.
Hery
io natoronao io mintsy ny natako ry Hery, tafiditra nys ary voalohany dia noverenak onosokafana ilay dinika, nampidiriko nyu sary faharoa, dia io ny valiny azoko hoe tsy mbola afaka manoratra fa mila miandry... de akafa kelikely nanandrana aho fa mbola tsy afaka manoratra iany fa mila miandry 45 min ndray hono... de gaga aho!
7. Fiffi
(
10/08/2007 16:02)
ny fantako kalou de zao: raha mandefa dinika vao2 ka hampiditra sary 2 ohatra na mikliky hoe "valio" io ambony io de (ny tompon'ny dinika io an) de tsy afaka fa misy soratra hoe "vao nampiditra sns....de miandry zay fotoana voalaza ao zay vao afaka mamaly , surtout mandefa sary.....
raha ohatra njay ka le 2 sary miakaka alefa de tsy maninn...(même page) fa raha halefa tsirairay de tsy mety.....
ari.malala: de miandry akia am fandefasana le faha-2 ....
raha ohatra njay ka le 2 sary miakaka alefa de tsy maninn...(même page) fa raha halefa tsirairay de tsy mety.....
ari.malala: de miandry akia am fandefasana le faha-2 ....
8. Mitah
(
10/08/2007 21:58)
Ny ahy indray dia mamaly ttasy alefan'ny namana eto na mampiditra hevitra vaovao dia tsy mety tafiditra mihitsy. Lazainy fa midira aloha dia very izany ilay efa nalefa teo, kanefa aho efa tafiditra( nisoratra anarana no tiako tenenina). Miverina mampiditra ny anarana sy ny password aho dia tafiditra soa aman-tsara. Mamaly hevitra indray avy eo dia very fotsiny. Jereko any amin'ilay nandefasako azy fa tsy ao mihitsy izay nalefako. Misy aloha dia tafiditra fa ny ankamaroany dia very fotsiny.
Ny tena tadidiko dia nisy nanontany sakafon-jaza fa very fotsiny, io ambony io no voalaza matetika, resaka fivavahana dia tsy tafiditra mihitsy, indray mandeha ny hevitro no mba hitako tao.Tsy tadidiko ny hafa rehetra.Mba jereo ny vahaolana fa tena mba te-hiserasera e!Misaotra mialoha.

9. hery
(
12/08/2007 09:21)
Mitah> satria Mitah ny solonanarana tokony ampiasaina fa tsy mitah
Sur aho fa rehefa mampiditra ny solonanarana ianao dia mitah no ampidirinao fa tsy Mitah.
Sur aho fa rehefa mampiditra ny solonanarana ianao dia mitah no ampidirinao fa tsy Mitah.
10. Fiffi
(
12/08/2007 12:16)
ié ! tena marina io....tafiditra tsara eto hiany saingy tsy afaka mamaly dinika na mijery ny momban'namana , na juste mijery hoe "iza no ato anaty 10mn"