Iza no mba mpihira vahiny tena tianareo ?

1. Fiffi ( 09/08/2007 18:57)
hummm.....ny anaha aloha de ity an !
http://fr.youtube.com/watch?v=Wm2Ij5tSO_A&mode=related&search=
répondu par ratonga le 19/08/2007 20:20
2. Fiffi ( 09/08/2007 19:08)
ity mahalasa adala anaha....:oops:
http://fr.youtube.com/watch?v=IkU158B5VzQ
3. SHOAN ( 09/08/2007 19:35)
Ny ahy aloha dia betsaka fa dia ireto misy voafantina sasatsasany :
http://www.youtube.com/watch?v=DwBirf4BWew (hiran'ny mariazy tamin'ny tany ampiangonana - ary ny hira nidirako tao ampiangonana dia "Mariazy" hira teny gasy MR Razafy - ilay misy tonony hoe "andro iray tsy hadinoina tena mamy ..."
http://www.youtube.com/watch?v=gIqLsGT2wbQ
http://www.youtube.com/watch?v=_ZopXqnOlYw
ary ito farany ito indray dia ny hitiavako azy dia satria nosoràtan'ilay olono io hoa ahy hono io hira io é ! hihihi
http://fr.youtube.com/watch?v=dUscgMtdf4I :*
4. SHOAN ( 09/08/2007 19:37)
aie aie
azafady fa nisy diso ilay lien hiihi
ito ary no izy , manolo ilay diso teo
http://www.youtube.com/watch?v=DwBirf4BWew
asa rah ho mety ?
:*

Ny ahy aloha dia betsaka fa dia ireto misy voafantina sasatsasany :
http://www.youtube.com/watch?v=DwBirf4BWew (hiran'ny mariazy tamin'ny tany ampiangonana - ary ny hira nidirako tao ampiangonana dia "Mariazy" hira teny gasy MR Razafy - ilay misy tonony hoe "andro iray tsy hadinoina tena mamy ..."
http://www.youtube.com/watch?v=gIqLsGT2wbQ
http://www.youtube.com/watch?v=_ZopXqnOlYw
ary ito farany ito indray dia ny hitiavako azy dia satria nosoràtan'ilay olono io hoa ahy hono io hira io é ! hihihi
http://fr.youtube.com/watch?v=dUscgMtdf4I :*
[/quote]


5. SHOAN ( 09/08/2007 19:48)
tammy wynette stand by your man

stand by your man --- tammy wynette...stand by your man tammy wynette country music
http://www.youtube.com/watch?v=DwBirf4BWew
asa raha handeha fa to tsy mety foana koa izy izany
ssssssss
STAND
6. SHOAN ( 09/08/2007 19:50)
AN AN Leo aho é ! ssssss
io ny titre dia tadizvo ao amin'ny YouTube fa tsy mety mipetraka ilay izy é !
tammy wynette stand by your man
hirain'i tammy wynette - style : country music
7. fasaly ( 09/08/2007 20:18)
zà kalou tena fan tena fan an'i celine dion taloha fa zao lasa me tsy tiko fa me ratsy ny fahenoiko azy:-D:-D:-Dlay hirany vaovao no tena 8-):?
8. Fiffi ( 09/08/2007 20:30)
SHOAN: wayyyyy akia an ! humm.....milay be daholo izy zany an ! :)
fasaly: ny anaha akia io no tena mba tiako miaraka am garou io ...de ity....
http://fr.youtube.com/watch?v=bQTYXgN4is0
9. SHOAN ( 09/08/2007 20:44)
ié ! tsara daholo marina
ireo anahy no téna tsara ô ? hihihhi:lol::lol: mahazotoa mihira ary ô ! hihihhihi:*:-*dia Bizourk ndray ô !:oops:
10. Fiffi ( 09/08/2007 20:53)
milay be akia an ! :) :-*:-*:-*
11. ratonga ( 09/08/2007 20:59)
http://www.youtube.com/v/DTy3WA0Pq8M
http://www.youtube.com/results?search_query=Katie+Melua&search=Search
12. Fiffi ( 10/08/2007 05:16)
ratonga: hay enao koh tian'io ? zah kalou de tena anisan'mankafia indrindra fa....
http://fr.youtube.com/watch?v=ftZAZWLrWKo&mode=related&search=
http://fr.youtube.com/watch?v=7SlwX0sV4S8
sady ny hirany kalou milay be daholo an ! :)
13. sakaizakely ( 10/08/2007 17:50)
toa tsy miady amiko doly zany ka

nena aleoko ity http://fr.youtube.com/watch?v=0tHMTHYRVbs&mode=related&search=

sy ity http://fr.youtube.com/watch?v=LIVTXgCzZew

Love lift us up where we belong
Where the eagles cry on a mountain high
Love lift us up where we belong
Far from the world we know, up where the clear winds blow


http://fr.youtube.com/watch?v=MLE4WlcygWc
I believe in you
You know the door to my very soul
You\'re the light in my deepest, darkest hour
You\'re my savior when I fall
...how deep is your love
I really mean to learn
\'Cause we\'re living in a world of fools
Breaking us down when they all should let us be
We belong to you and me



de ity mazava ho azy, ho an\'ze mahafantatra ahy tsara (l)(l)(l)(l)voici la bête http://fr.youtube.com/watch?v=DCJhHbSRg3U

fa samy tsy hitako ze fidina tena tiana zany fa arakaraky ny filinn fotsiny :P:P
14. sakaizakely ( 10/08/2007 17:53)
toa tsy nety le farany

http://fr.youtube.com/watch?v=sQxZztI7264

tena kiffer-ko milay
15. sitlo ( 10/08/2007 18:17)
TI:

patiny: http://www.dailymotion.com/relevance/search/ti+and+tip/video/x20z61_ti-big-shit-poppin-do-it_music

snoop:

patiny: http://www.dailymotion.com/relevance/search/drop+it+like+it%27s+hot/video/x1vqg_snoop-pharrell-drop-it-like-its-hot

lil john:

patiny: http://www.dailymotion.com/relevance/search/lil+john/video/xfxte_lil-john-ft-east-side-boys

ice cube:

patiny: http://www.dailymotion.com/relevance/search/ice+cube/video/xarfy_ice-cube-you-can-do-it_music

indrindra moa rehefa tafaraka http://www.dailymotion.com/relevance/search/Go+To+Church+/video/x8ttq_ice-cube-snoop-lil-jon-go-2-church_music

fa mbola bdb ankohatra izay: elton john, UB40, Green Day, gwen stef, BEP, ... tena feno eto ity raha tohizana :°)
16. ikaretsaka ( 10/08/2007 19:01)
stevie wonder. sy rehefa motown rehetra
17. Stretch ( 10/08/2007 19:09)
six ,matotra daôly e !
:wink:

de apio kely an 'ty http://www.dailymotion.com/relevance/search/ay+chico/video/x25pmw_pitbull-ay-chico-lengua-afuera_music

pitbull :-P
18. Fiffi ( 10/08/2007 20:29)
hummm......andraso kalou fa mila fotoana kely zah hijerevako ireo hira rehetra nomen'sakaizakely , sitlo , stretch ireo an .....:) de merci daholo kalou :) :-*:-*:-*:-*
19. kelly13 ( 10/08/2007 21:15)
anà zao, living colour, prince, toto ... ampy reo klou
20. Fiffi ( 10/08/2007 21:32)
io ve akia ?
http://www.dailymotion.com/relevance/search/Toto/video/x1n40_toto-pamela-clip_music
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0599