Nosy Be
1. mangabe
(
09/08/2007 12:39)
Izao ry z'areo a! Na dia nipetraka 17 toana tao Mada aza izahay mivady dia mbola tsy nahita any izany nosy be izany ka te anao vacances kely any. Efa be dia be ny forum no-jerenay, nefa toa vazaha daholo dia mety tsy objectifs ny valin-dr'izireo. Ka mangataka ny fanampin'areo izahay mivady, indrindrindridra ny fanampin'ireo efa tany.
Izay mantsy mitady hotel mba tsara rapport qualité-prix. Soa dia mba mahafantatra adiresy ianareo?
Ary inona kay ny nosy manodidina mba tsy maintsy tsidihana?
Misy koa miteny hoe maloto hono i Nosy BE? Inona ny marina?

répondu par Fiffi le 09/08/2007 14:12
2. xxx
(
09/08/2007 13:06)
bah! izaho aloha indray mande ny tany...ary niasa saina tamin'ny hotel hipetrahana toa anao io;..
fa tsy misy atahorana ny amzany satria vao tonga ao am aéroport ianao dia feno taxi mitsena ny olona vao tonga ...dia ny taxi no anotanianao hoe aiza ny hotel tsara luxe na ny hotel antonony na ny hotel mora be....haindreo dool ny karazana hotel misy....ary ny nataoko aza dia naka ny numero n'ny fone n'ilay taxi dia izy iany no antsoina rehefa te hi deplacer enao na hiova hotel....satria tiko ny miovaova toerana donk miova hotel izany.....any andilana beach misy hotel milay be fa lafo be an sady mila reservation dieny mialoha....
raha ny marina tsy mila mahalala adresse fa i Nosybe kely ka hain'ireo chauffeur n'i taxi dool ny hotel malaza ao.....raha maka ny mora aloha dia ny kalité tsy milay....ohatra ny tiko lazaina ny prix 120.000fmg ka hatramin'ny 180.000fmg
fa raha à partir n'i 30euro na 45 euro efa mba bengalow malalaka tsara ....ny ambonn'io dia efa mba milay ny hotel...ka miakina am budget ihany io....
ny sakafo no mora ny hazandrano sns.....

3. Fiffi
(
09/08/2007 14:12)
http://www.madagascar-guide.com/fr/Pages/decouverte/nord/nosybe/nosybe.html
http://www.madagascar-vision.com/salon800/page2d.asp?CAT=-1&STAND=1065&PROC=3&PAGE=6776
http://www.nosybehotel.com/article.php?id_article=7
http://www.normada.com/accueil-diego-suarez.htm
http://perso.ylang-ylang.mageos.com/excursions.htm