mba tsiaritra fotsiny
1. Solitikabe
(
07/08/2007 14:05)
Salama daholo
Mitarazoka lava be amin'ny gazety ny BEPC nivoaka nialohan'ny fanadinana, sy ny raharaha mikasika an'ireo ankizy notanana mikasika an'io raharaha io.
Ny mahavariana ahy kely fotsiny aloha dia ireto:
- Maninona ilay akizy no faizina hoe nahita sujet mialoha, fa maninona raha ny olona nikarakara ny sujet, sy namoaka fotsiny no faizina? Satria mantsy tsy afaka nahita sujet ny ankizy raha tsy nisy ny namoaka.
- Dia ahoana ireny sekoly katolika lehibe sy ny mpianany ireny raha izany no tsy enjehina satria efa nataony fanadinana andrana sy fampiharana tany an-tsekoly talohan'ny fanadinana io sujet io?
Saingy ireto ankizy tratra moa nga avy eny avaradrano sy sekoly madinika ka tsy mitovy koa.
Tsy haiko eh. Mety izaho tsy manana fijery mitanila sy maranitra loatra angaha ka

répondu par Fiffi le 09/08/2007 14:21
2. karinah
(
07/08/2007 16:06)
solitikabe: marina ve izany, oe ny sekoly katolika mampanao andrana ny sujet hivoaka izany:?:8O
3. Fiffi
(
07/08/2007 16:44)
Solitikabe: hummm......aiza daholo zany ?
Fraude au BEPC
Sursis pour six inculpés
Six enseignants inculpés d'avoir diffusé des sujets d'examen au BEPC ont écopé d'une peine de prison avec sursis.
Le verdict du procès de l'affaire portant sur la fuite de sujets à l'examen pour l'obtention du Brevet d'étude du premier cycle (BEPC) pour l'année 2007 dans le district d'Antananarivo-Avaradrano, a été prononcé hier. Huit prévenus ont été condamnés à huit mois d'emprisonnement avec sursis. Deux autres ont été acquittés.
Ce procès concerne les centres d'examen d'Ambohimangakely, d'Ankadikely-Ilafy et de Sabotsy-Namehana. Dans ces localités, une vingtaine de personnes, composées d'élèves, de parents et
d'enseignants, étaient impliquées dans cette affaire. Après avoir été déférés au Parquet du tribunal Anosy, huit enseignants ont été retenus comme suspects.
Les accusés ont livré le nom des responsables
Leur procès avait eu lieu la semaine dernière, où les prévenus avaient clamé leur innocence, tout en insistant sur le fait de n'avoir jamais eu l'intention de frauder à cet examen.
Les accusés ont, comme toutes les personnes poursuivies dans cette affaire, donné des noms qu'ils estimaient être à l'origine de cette fuite de sujets. Il s'agit de celui d'un responsable auprès d'une circonscription scolaire et de celui d'un employé au service des examens auprès du ministère de l'Education nationale et de la recherche scientifique. Ces deux personnes sont déjà écrouées à la prison d'Antanimora.
Teholy Martin
Date : 07-08-2007 L'Express de Madagascar

7. Fiffi
(
08/08/2007 06:09)
Ika: io nalefako io ny express fa tsy misy an'io voalaza etsy ambony etsy ao koh !
8. agnod
(
08/08/2007 10:59)
De izao koa no zava misy eto @ity sehetra sera2 ity, ataon'olna fitahovana fangalarana ity SITE malagasy ity, satria misy namana tena mampalahelo vehivavy io namana io,nanahovan'i namana iray mpikambana ato @ sera2 hono izy mbola tsy ny fankafantatra moa ry zareo ny fampanome num telefonina tonga teo @ilay toerana hono ilay zaza vavy dia ny BP izy d nisy olona teo @ilay toerana namaly ilay antso,dia tonga de nanontaniany de ilay bandy marina ny resaka teo ry zareo hono d avieo nalain'ilay bandy ny phon ilay zaza vavy d tampoka teo d tsy hita intsony ilay mbady, tena mampalahelo be ny fitataran'ilay zaza vavy sady tsy an'azy koa ilay phon fa an'ny zokony d tsy hita izany ilay mbady @izao, ny tarehany fantatra fa ra azo kosa d atao manefa mitsy satria manalambaraka ny gasy izany fihetsika izany.
Ka asa ra nabeazina tamin'inona izany mbady izany atao ko hoe mbady fe tena olona mbady be angeh izany ry reto eh !

9. xxx
(
08/08/2007 11:18)
Azonao lazaina eto ve ny anaranay na solonanarany ?
fa tianay ho fantatra, fa tena mampalahelo tokoa izany toenjavatra izany.

10. Fiffi
(
08/08/2007 11:24)
agnod: heu.....tsy hitako zay hidiran'zany zavatra niseho zany eto ....resaka fanadinana BEPC ny ato ka maninn raha hanaovana dinika hafa zany ? manjary HS be ny zavatra lazainareo eto....
ataovy dinika hafa mintss io raha ohatra ka.....

12. xxx
(
08/08/2007 12:29)
ny ahy indray tsy azoko mihintsy ilay resak'i agnod fa sady be diso tsipelina no tsy misy teboka na faingo na inona fa bambaray be .
Toa tsara ihany ilay mianatra tsipeli-teny e

14. ianao
(
08/08/2007 13:55)
Tsara ho fantatra ihany izany ry agnod fa misaotra.
saingy HS :lol:
Fa amin'itony virtuel itony ange, indrindra fa chat, toa tsy azo atoa ny manome num phon.