re salut dol

1. Aino ( 03/08/2007 08:37)
salut dol indray nareo rehetra

:-*:-*:-*:-*:-*
répondu par wooda le 08/08/2007 22:28
2. sechat ( 03/08/2007 09:37)
héhé :-*
3. vale ( 03/08/2007 10:54)
coucou Aino:P:-*:-*:-*:-*
4. wooda ( 03/08/2007 11:56)
:-* Tonga soa indray!

Aino: Nanao ahoana ny tany? Nazonao ihany ve ilay nenjehina? :wink:
5. mim ( 03/08/2007 15:19)
tongasoa é!
6. dadie ( 03/08/2007 17:08)
salut aki njy a ,taiza fona nanao vakansy v? tonga soa ary e biz dry:-*:-*
7. cbd ( 03/08/2007 17:26)
nanao ahoana ny vac?:-*:-*
8. Fiffi ( 04/08/2007 06:02)
nanao ahoana ny vac Aino ? tonga soa njay ndry an ! :-*:-*
9. tywa68 ( 04/08/2007 11:48)
tongasoa Aino ! miandry blabla zany zay :lol:
10. Aino ( 07/08/2007 16:54)
hihihihi tao tonga aza aho nefa avy eo tsy tazana tampoka indray ko!!! :D nafinaritra be fa misaotra dol eh!!

mbola hiverina eo ihany rehefa malaladalaka. kisss:-*:-*
11. princesseN ( 08/08/2007 09:49)
arabaina eh!tangasoa aky ah!:-*:-*
12. wooda ( 08/08/2007 22:28)
:-D:-D efa manomboka noana bla bla bla izaho zany!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3747