Iza no diso (Clo Mahajanga)

1. tezitra ( 02/08/2007 18:17)
3 choses:
1)Les peoples etrangers:
-Michel SERRAULT France , Mort à 79 ans
-Bergman INGMAR, realisateur, Mort à 89 ans
-Mort de Michelangelo ANTONIO à 94 ans

2)Les peoples Malgaches (c'est triste à dire):
- Clo Mahajanga mort à 51 ans, d'un AVC
-Tata RAHELY mort , a sa quarantaine d'anéée , d'un AVC

3) -docteur JB, accident AVC en france, bonne nouvelle, il est toujours vivant

-Jaojoby, heuresement evacué à la reunion, il a été sauvé

Pkoi tout ça nous arrive quand on est à Madagascar?

seuls les poissons morts suivent les courant
répondu par Rojoukel le 12/11/2007 21:58
2. xxx ( 02/08/2007 18:29)
bebean'ny mamanay maty 101 taona
dadabeanay sy ny rahalahiny maromaro eo amin'ny 80 taona amin'izao fa sao dia manantena an.
3. ikaretsaka ( 02/08/2007 18:33)
ny ahy ny principe ko dia tsotra ihany.. tonga ny convocation dia lasa ko
4. diamondra27 ( 02/08/2007 18:43)
tezitra: fandalovana ny eto an-tany , vovoka enao de hody vovoka indray

tsy misy we fôtin'iza fa tonga ny tour de zay


de malahelo refa sendrany

mahereza hono zay no nataon'olona ahy de mba ampitaiko aminao koa,


la vie continue

(l)diam's forever(l)

5. Herimiafina ( 03/08/2007 00:17)
tezitra:


seuls les poissons morts suivent les courant



Dônky, tradiktasion libra:

Only dead fish follows the electric power.Bold text

Okay, Das verstehe Ich nicht marina mafy! :^):@
6. diamondra27 ( 03/08/2007 06:39)
HM:tonga soa ndray e!:-*:-*
mbola tsy afaka @ sigara foana ngah,hiii
:@:@:@:@

misaotra @le tradiction
tratry ny électricité zany le fish ve?:lol::oops::oops:
7. menalamba ( 03/08/2007 08:12)
Dika malalaka;"Ny trondro maty ihany no manaraka ny rian'aratra"(Sa ipoahan'ny varatra?):-D:-D
8. rhina ( 03/08/2007 08:36)
araka ny nambaran'i tezitra d oe iza zany no manao tsirambina.
Marina fa mety misy tsirambina ataon'ny mpitsabona s ny afa koa
fa tadidio fa efa ny fomba fiainantsika eto madagasikara mints zao no tsy milamina satria na ny toetrandro ary d miovaova be iany
bdb no mety hahatonga ny olona iray ho fatry (indrindra ho an'ireny olona tapaka lalandra ireny)
zany hoe tokony handinika tsara lo se vo ho tezitra
zay d

mirary fiononana feno ho an'ny fianakavian'ny Clo Mahajanga
afatra ho antsika gasy : mba jereo iany ny olona rehefa velona fa aza manao maty vo RAMALALA E
veloma!!!!
9. diamondra27 ( 03/08/2007 11:40)
rhina: zay mihintsy ka, tokony mbola velona le olona no tiavina sy atao ze mety fa tsy refa maty vao ramalala
10. Fiffi ( 04/08/2007 13:19)
"tezitra":
Iza no diso (Clo Mahajanga)
tsy hitako hoe an'iza ny fahadisoana raha misy olona maty ? iza njay zao no tian'tezitra nanao ny fahadisoana am io ?:roll:
11. zandrikely ( 04/09/2007 12:36)
tena tsy nafaly an'i madame
no niantsovako azy mama
hialana ny fahazarandratsinay
ka izy mbola tamana
zao menatra anjanany
sao fantatrolo maro @ farany e
12. Rojoukel ( 12/11/2007 21:58)
Mandehana ry tezitra manao maty a !
zany koa no ohatran'ny manahirana anao eo !
de am'zay hitanao hoe iza no diso.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0849