dadatoa
1. ianao
(
02/08/2007 12:02)
Saika mba hitady ilay hira misy hoe:
Dadatoa dadatoa dadatoa
Nenitoa nenitoa nenitoa
Sady masiaka no tsara fanahy
Etsy ataonay ba
tsy haiko ny mpihira,
Dadatoa dadatoa dadatoa
Nenitoa nenitoa nenitoa
Sady masiaka no tsara fanahy
Etsy ataonay ba
tsy haiko ny mpihira,
répondu par ianao le 03/08/2007 12:41
2. ikalamako
(
02/08/2007 13:43)
:oops:f'angaha moa hoe "nenitoa nenitoa nenitoa" ny andalana faharoa fa tsy hoe "tianay sady maminay tokoa" ?...
Boh, ary diso foana aho angamba nandritra ny 40 taona nahazaizako io hira io, :-D:-D lol
Boh, ary diso foana aho angamba nandritra ny 40 taona nahazaizako io hira io, :-D:-D lol
5. mix10
(
03/08/2007 09:43)
tena bouboul iny ka. hay ve misy mahafantatra izany fa io foana mantsy no hirahiraiko ho an'ny zanako kely. :D
parole kely mba haiko phonétiquement no nahaizako azy an!):
datatoa, datatoa, datatoa
tianay sady maminay tokoa
sady masiaka no tsara fanahy
etsy ataonay bà
refa tonga ny alahady
de tsenainay eo am-bavahady
i dadatoa, sy nenitoa
mitondra sôkôla
oaaaa!:-D:-D
mankafiza daholo ary e, :-D:-D:-D:-D
parole kely mba haiko phonétiquement no nahaizako azy an!):
datatoa, datatoa, datatoa
tianay sady maminay tokoa
sady masiaka no tsara fanahy
etsy ataonay bà
refa tonga ny alahady
de tsenainay eo am-bavahady
i dadatoa, sy nenitoa
mitondra sôkôla
oaaaa!:-D:-D
mankafiza daholo ary e, :-D:-D:-D:-D
6. rejodi
(
03/08/2007 10:35)
NY hira nangatahin'i ianao dia hiran'i BESSA SY LOLA nalaza tamin'ny taona 1972 izy io ,ka jereo ny hiran'i BESSA REHETRA.
7. rejodi
(
03/08/2007 10:37)
AZA TSINY INDRINDRA FA ILAY HIRA DADATOA DADATOA DIA HIRAN'I BOUBOULE YOKOA FA EFA NIRAIN'I bESSA KOA;
