Teknolojia vaovao ho an'ny fanabeazana

1. rvrandriana ( 02/08/2007 05:19)
Mahavariana tokoa ny fivoaran'ny teknolojia ankehitriny: ny fahitalavitra, ny finday, ny internet sy ireo mifandraika amin'ny informatika,... Ireo rehetra ireo dia samy manintona avokoa: ao ny mahasoa, ao ny mahafinaritra. Ny fanontaniana mipetraka dia ity: mampandroso ve sa mampihemotra ny ankizy malagasy eo amin'ny lafiny fanabeazana sy fanmpianarana izany toe-javatra izany?
répondu par Fiffi le 05/08/2007 06:43
2. Rasiligaoma ( 02/08/2007 05:47)
arakaraka ny fampiasann'ilay tanora azy.
ohatran'ny zavatra nisy sy niainanao rehetra tamin'ny vanim-potoana naha tanora anao ihany io..
misy ny nampandroso rehefa hay ny nampiasa azy handrosoana.
fa nisy ny nampikororoso rehefa tsy tany amin'ny nilana azy no nampiasaina azy
3. princesseN ( 02/08/2007 10:12)
ie marina ny an'i Rasiligaoma,zay le mahatonga an'ialy oe mila consomme-na avec modération ny zavatra rehatra ra toa mantsy ka télé na internet na téléphone foana no atao antn-dahasa de tena de tsy hisy fandrosoana ho azo mihintsy @izany!
4. Herimiafina ( 02/08/2007 23:15)
rvrandriana:

Mahavariana tokoa ny fivoaran'ny teknolojia ankehitriny: ny fahitalavitra, ny finday, ny internet sy ireo mifandraika amin'ny informatika,... Ireo rehetra ireo dia samy manintona avokoa: ao ny mahasoa, ao ny mahafinaritra. Ny fanontaniana mipetraka dia ity: mampandroso ve sa mampihemotra ny ankizy malagasy eo amin'ny lafiny fanabeazana sy fanmpianarana izany toe-javatra izany?


Izay mahafehy ny vaovao, ny information, ny renseignement ka mahay mampiasa izany amin'ny fiainany andavan'andro no tena milay! Ka raha izay no vokany dia okay soa amantsara. :{:@
5. Fiffi ( 04/08/2007 13:23)
rvrandriana:

Ny fanontaniana mipetraka dia ity: mampandroso ve sa mampihemotra ny ankizy malagasy eo amin'ny lafiny fanabeazana sy fanmpianarana izany toe-javatra izany?
heu.....mampihemotra ahoana zany ? ireny kosa ve de hampihemotra ? vao maika mampandroso aza koh ! zany hoe tsy mi-exazy fotsiny...


6. Herimiafina ( 05/08/2007 02:51)
Favy kosa rangahy io an! tonga dia e-learning be milay be sady afaka mba mi-zesta kely amin'ny diplaoma avy ao Harvard par internet tsy ankihetsika ety Faravohitra klé. :-D:@
7. Fiffi ( 05/08/2007 06:43)
:-D:-D:-D tsy ratsy.....:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4145