Bon annif i Bimanoa

1. sasa ( 01/08/2007 10:59)
Faly miarahaba an'i Bimanoa nahatratra i(l)zao anniversaire-ny izao, enga anie ka hitondra soa sy fahasalamana ho azy izao andro anio izao.
Dia mirary anjy mba ho tanteraka ny faniarianjy rehetra.
:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*(l)
répondu par bimanoa le 21/08/2007 14:25
2. dadie ( 01/08/2007 11:03)
[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/F%EAtes/gateau1.gif[/IMG]
coucou dry
joyeux anniversaire aki njy an d ba betsaka:-*:-*:-*
dadie
3. mamzelkely ( 01/08/2007 11:06)
joyeux annif bimanoa de mirary soa ee:-*:-*:-*
4. bimanoa ( 01/08/2007 11:31)
misaotra bdb amin' ny fahatsiarovana ! Mirary soa ho antsika rehetra kou ! alefako mail any ny gateau e ! :-* :-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*
5. ari.malala ( 01/08/2007 11:42)
bonanif aky bimanoa de mirary soa a! mahazoa izay irina rehetra! :-*:-*:-*:-*
6. lancia ( 01/08/2007 12:00)
bonanif zany e, :-*:-*:-*:-*
7. bimanoa ( 01/08/2007 12:07)
ny teny 1º ambara d : MISAOTRA
ny 2º d mbola MISAOTRA ihany kou
3º : MISAOTRA:wink:
:-*
8. kelly13 ( 01/08/2007 12:11)
bon anniversaire ooooo, ce n'est pas tous les jours qu'on a 1 an de plus, hihihi!!!
9. Fiffi ( 01/08/2007 12:32)
bon annif de ho tahian'Andriamanitra hatrany ! :):-*:-*
10. tywa68 ( 01/08/2007 13:03)
bon anniversaire bimanoa a :-*
11. liba ( 01/08/2007 13:06)
kelly13 - miha-antitra r' ise a, hihih !
d mbola mamerina ny fisaorana antsika rehetra mahatsiaro e ! :-*:-*:-*
12. dadie ( 01/08/2007 13:11)
liba:roll:
13. tywa68 ( 01/08/2007 13:14)
dadie : liba = bimanoa ?
14. bimanoa ( 01/08/2007 13:24)
hihihi,mba nindramiko izy hamaly,
15. tywa68 ( 01/08/2007 13:35)
bimanoa : tsy olana e :lol:
16. dadie ( 01/08/2007 15:02)
[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Rires/120104laughter01.gif[/IMG] ok e
17. sasa ( 02/08/2007 04:40)
dadie za koa aza gaga hoe liba= bimanoa kay nindraminy fotsiny, tsy maninona izany
mirary soa
18. ANARIM ( 02/08/2007 08:03)
mirary soa be dia be, Andriamanitra manankarem-pahasoavana anie hahatanteraka ny fanirianao rehetra araka izay fandaharany
oroka mamy dia pi-maso kely...:wink:
19. dadie ( 03/08/2007 17:11)
[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/F%EAtes/cadeau1.gif[/IMG]
biz aki a
20. bimanoa ( 08/08/2007 05:25)
tsy teo kely zà fa izao indray vao miverina eto,
ANARIM - m' sotra betsaka o,d mirary soa ho an-dry kou, oviana no ho tonga ny vahiny ? mba ilazao ihany izahay, :-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6628