za idongy

1. kallie ( 31/07/2007 14:15)
esorin'i Hery b maso ny sarinay.....:cry::cry:
répondu par wooda le 31/07/2007 16:57
2. wooda ( 31/07/2007 14:33)
:-D:-D tara zavatra za zany!
3. kallie ( 31/07/2007 14:47)
wooda> aaa, ts lé sary eritreretinao
4. sakaizakely ( 31/07/2007 14:52)
le sary mitana bouquet mangamanga iny ve ry kallie ?

aiza kosa e ! tsy rariny ranga a :cry::cry::cry:
5. karinah ( 31/07/2007 14:55)
ntsôooo :-/
6. booboo ( 31/07/2007 15:02)
(...)Hery b maso(...)


:-D:-D
7. hery ( 31/07/2007 15:04)
:-D

Be takalaza zany raha oul
8. xxx ( 31/07/2007 15:05)
Mba avereno zany sarin'i kallie zany ry Hery b maso a :-D
9. mim ( 31/07/2007 15:05)
rhefa tsy manaraka ny fitsipika v tsy ho esorina e!
10. Samoana ( 31/07/2007 15:08)
nampesain'i lery izany le masony fahatelo:-D
11. hery ( 31/07/2007 15:08)
Tsy maintsy nesorina fa hita be loatra...

Ny adalan'ny tena no tafian-damba :-)
12. xxx ( 31/07/2007 15:10)
le sary bouquet zany ve no hita tao sa in :-D
13. kallie ( 31/07/2007 15:12)
dain ty hery, sary ts manin ts manin iny fa tsss
14. kallie ( 31/07/2007 15:14)
d naveriko io lé iz d fafao eo ndray ange e
15. sakaizakely ( 31/07/2007 15:14)
hery> za tsy nahita fa avereno kely hoe hitako :-D
16. wooda ( 31/07/2007 16:57)
kallie> :-D:-D tsy le sary ka!

Adino nanisy ilay "naika"


Hery B maso! hahahaha ngoda otrany ahoana moa ny mason'ny sefo be ao ry kallie?? =))=))=))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4562