anarana gasy

1. xxx ( 26/07/2007 16:58)
Rakotomalala : nom de famille Rakotomalala. Nombre et localisation 699 personnes portent le nom Rakotomalala aujourd'hui en France selon les ... Le nom Rakotomalala figure au 12 748e rang des noms les plus portés en France. ...:-D:-D:-D:-D:-D


répondu par Fiffi le 05/08/2007 20:53
2. xxx ( 26/07/2007 17:20)
ny anarako ndray rakoto fa tsy malala
3. sechat ( 27/07/2007 11:40)
ary le nom de famile xxx ? :lol:
4. Herimiafina ( 27/07/2007 16:38)
Mahafinaritra kosa io anarana io klé, raha azoho novana ilay Raherimiafina dia novako ho Rakotomalala. :-D:@
5. dadie ( 28/07/2007 20:40)
za kosa alo tsy ataoko rakotomalala zany ny anarako e ,efa 699 v itovy anarana amiko? ah non 1(eritrereto oe tezitra b za miteny anio teny io )
NB sangy2 io an ihihihihih :lol::lol::lol:
xxx> misaotra nametraka ny fanotaniana
6. lembelo ( 30/07/2007 08:04)
Ary tsy nisy angaha hono tamin'ny nanao naturalisation nangataka hanova hoe Rakoutchéri ?
7. tywa68 ( 30/07/2007 08:57)
lembelo : tsy ratsy indray iny :-D
8. volana1 ( 30/07/2007 14:47)
Ka raha efa Rakotomalala daholo ny dadabe sy ny rainao ve dia ho afoinao noho izay maha-tanimboanjo ny anarana ? ny toetranao ihany no mitondra an'io fa aza mahafoy ny fiavianao, sady aza menatra ny fiavianao e !
9. sakaizakely ( 02/08/2007 13:37)
Dia maninona moa izany na be mpitondra aza ilay anarana ?

Fa nena nampme ahy, nisy namanay taloha izay, 12 mianadahy ry zareo, dia Douze no anaran'ilay farany :lol::lol::lol::lol::lol::lol::lol::lol:
10. Herimiafina ( 02/08/2007 23:09)
Favy io anarana io kah, tena favy. :@
11. xxx ( 03/08/2007 18:16)
ary lé hoe rakotonandrasana ? rakoto nandra sann a!
12. ikaretsaka ( 04/08/2007 06:38)
imisy ilay mangataka naturalisation dia

Ravary dia lasa Ravard
Ramarokoto lasa ;Ramarkof

Ilay Rasamimanana tenenin'ny vazaha no ....
mampanontany tena hoe samy maninona tsara an.... tonga de hoe hisy raha eto androany! fa hananona indray izay! sady le sipa vazaha mihitsy no manao hoe..
"Jean Aime Raha samy mananona"
de hananona tokoa ka!:-D
13. Fiffi ( 04/08/2007 20:11)
ny an'i Ika kosa de efa hafa kely an ! :-D:-D:-D
14. ikaretsaka ( 05/08/2007 02:30)
ko tian'ilay vazaha hono raha samy mananona ko...
15. Fiffi ( 05/08/2007 06:01)
:-D:-D:-D "Jean Aime Raha samy mananona":-D:-D:-D
16. ikaretsaka ( 05/08/2007 17:11)
Raha ilay tsy zatra vazaha loatra ireny ingahy Rasamimanana Jean Aimé Mety ho sadaikatra ihany hoe.. haninona tsara aaaa?
17. Fiffi ( 05/08/2007 20:53)
raha samy manana jean aimé ve ? :-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5603