Tezitra n'a pas le droit d'abuser notre PRESIDENT

1. kanota ( 24/07/2007 10:46)
Tezitra tsy manana fahafahana mitabataba ny Filohan'i Madagasikara. Ny vazaha izay ahasoa azy no tokony ataony fa tsy mitsabaka ny andraikitry ny Malagasy. Mba firy ny investisseur netinao fa tsy ny vazaha mpitady vady no hitanao?=))=))
répondu par Jeankely le 24/07/2007 13:55
2. tsoraka ( 24/07/2007 10:51)
Tezitra ve mitapy e? Ny President no manandoha hanova io sa ny fitondrana izay hifangaroan'ny karazany maro. Lazaina tsy mahay inon'inona ilay olona avy eo indray lazaina mahavita mibaiko ny rehetra. Mitapy sa ahoana sa ny Malagasy rehetra no mitapy araka ny teninareo manaiky harirariran'ny olona tsy mahay?
3. Jeankely ( 24/07/2007 12:34)
Tezitra manao resaka misavaon-danitra. Ny tolana no voa fa tsy ny rindrina. Wanted Tezitra=))=))=))
4. kanota ( 24/07/2007 12:47)
Zavatra miodikodina fotsiny ary manao tsipy baolindrafilahy ry Bazylou, Zazala, Taizatra fa tsy mahita mangirana mihintsy. Bala rora very maina ry taizatra a=))=))=))
5. Jeankely ( 24/07/2007 13:55)
Anontanio an'i menalamba ny fiafarany =))=))=))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.064