Firenena aiza no misy matsilo- saina indrindra ny ankizy?
1. niryna
(
24/07/2007 06:23)
Mitovy ve ry ireto ny firenena raha resaka hoe intellingent izany no resahina?
Misy milaza mantsy fa hoe any Japon hono no tena mahay indrindra ny mpianatra.
Vokatry ny sakafo sa ny ora hianarana no mahatonga ilay firenena manana ankizy matsilo saina indrindra?
Ny trondro na ilay lohany iny hono no tsara hohanina matetika rehefa bevohoka ny olona dia lasa mahay ilay zaza,inona no hifandraisan'ny fahaizana amin'ny lohan-trondro?
Misaotra
(l)niryna

répondu par mpisotrtoaka le 11/03/2014 07:07
2. Rafotsy
(
24/07/2007 07:41)
niryna:
Ny trondro na ilay lohany iny hono no tsara hohanina matetika rehefa bevohoka ny olona dia lasa mahay ilay zaza,inona no hifandraisan'ny fahaizana amin'ny lohan-trondro?
Misaotra
(l)niryna
Izahay aty France nefa ferana tsy mahazo mihinana loha-trondro fa misy mercure hono ! Izany angamba no maha bado vavy ahy ô !:-D:-D:-D
3. Herimiafina
(
24/07/2007 13:41)
Ny resaka intelligence?
http://www.careerccc.org/products/cp_99_f/section1/step3.cfm
Raha ny heritreritro anefa dia any USA no tena misimisy mpianatra intelligent kokoa. Ny antony mahatonga ahy hiteny izany dia:
-Ny enti-manana hananan'ny fianankaviana amerikana iray raha oharina amin'ny fianankaviana any amin'ny firenena hafa rehetra.[Mila tany fambolena* 10ha ny fianankaviana amerikana iray mananjanaka 2 mba hamenoany ny filany rehetra isan-taona; ny fianankaviana Indiana iray mitovy amin'io anefa dia mila 1ha fotsiny amin'ny ressource*].
Raha ohatra ka ezahina ampitovina amin'ny fianankaviana amerikana antonony iray ny filana amin'ny ressources ny fianankaviana rehetra erantany dia mila mitombo in-6 ny velaran'ny planeta tany vao ampy. (RAVEN & BERG, 2005).
Io enti-manana amin'ny ressource rehetra io izay efa nananan'ny razamben'ny amerikana hatr'izay no mahatonga ny possibilités d'intelligence ho betsaka kokoa any USA.
Ny fikarohana rehetra momba ny intelligence ankehitriny dia milaza fa miankina amin'ny intelligence-n'ny reniny ny an'ny zaza, na hafindra toerana sy mpitaiza hafa aza izy. Raha olo-mahay izany ny razambe dia mahay ihany koa ny taranaka. Ka taiza moa no nisy firenena efa natanjaka hatr'izay amin'ny resaka fanabeazana raha tsy USA.
Momba ny ankizy any Japon, dia nisy reportage izay tamin'ny CNN milaza fa dépendant amin'ny Amphetamine ny ankizy any Japon ary io firenena io no tena mpanjifa faran'izay ambony indrindra amphetamine (manaitra ny activités cérébrales) eran-tany raha toa ka voarara io fanafody (rongony..)io any amin'ny tany rehetra hafa sasany. Ka norme raha misy milaza koa fa Japon no manana ankizy intelligent. Saingy mety ho very faharoa izy raha ny habetsaky ny olona ao USA (therefore, a great deal of scope) indray no jerena.
* [size=10] Fanamboarana, sakafo, fanafody, sns....[/size]

4. kally
(
24/07/2007 17:12)
Ary raha tena be manam-pahaizana sy matsilo saina tokoa ny olona ao USA, nahoana olona nahazo diplaoma avy @ firenena eropeanina ny ankamaroan'ny mpikaroka manam-pahaizana nalainy?:roll:
sa tsy dia natsilo saina ny mpampianatra aaary?
sa tsy dia natsilo saina ny mpampianatra aaary?
5. lemenakely
(
24/07/2007 17:27)
izaho indray dia sahy milàza fa ry zareo jiosy(israelien) no tena matsilo saina !!jereo fotsiny eto France ohatra entina manaporofo izany !
6. Herimiafina
(
24/07/2007 17:35)
Na ny prix Nobel aza dia Karana avy any Kerala, sy Baebgladay ohatra. Ny olona matsilo ao USA dia ny jiosy, sns....Satria ny USA tsy misy afatsy ny Amer-Indien no tena tompontany sisak'izay mpihavy avokoa.
Dia ny fanontaniana, nahoana ny ankamaroan'izy ireny any USA vao mamiratra fa fony mbola tany antaniny toa tsy re-laza.
Mbola vao resaka intelligence fluide aza io no resahan fa tsy ny karazana intelligence hafa.
Ny momba ny jiosy tsy dia haiko tsara fa matetika aloha ny jiosy namiratra tamin'ny fikarohana dia tany antanin'olona avokoa toy ny tany URSS fahiny sy ny tany USA toa andry Einstein izay tena teratany amerikana. :@

7. lapino
(
24/07/2007 17:59)
niryna:Misy facteur anankiroa :
Vokatry ny sakafo sa ny ora hianarana no mahatonga ilay firenena manana ankizy matsilo saina indrindra?
- zenetika : tsy fidiny
- somatika : vokatry ny fitaizana, kolontsaina, fikotranana, sns ...
- sexe : amin'ny ankapobeny tsy mitovy ny intelligence eo amin'ny lahy sy ny vavy
HM:Fa ngah moa lery tsy rainiboto no naturalisé amerikana ?
Einstein izay tena teratany amerikana.
8. Herimiafina
(
24/07/2007 18:10)
lapino:
HM:
Einstein izay tena teratany amerikana.
Fa ngah moa lery tsy rainiboto no naturalisé amerikana ?
Io noteneniko eo ambony io kah. Jiosy ileiry, nianatra tao Allemagne (ny baininy amin'io tany Italia), saingy na dia nipetraka taona maro tao aza dia tsy nizaka mihintsy ny zompirenena rainiboto, dia nipitsika nakany Soissa dia nianatra sy nampianatra tao Geneva indray vao nikaka nakany amin'ny benkintana fa natahotra ny nazi rainiboto. Dia efa tamin'ny 1933 vao naturalisé bekintana. :-D
Ny maha-enjana ny benkintana anie dia izao e, ny azy dia adapter-na soa amantsara amin'ny zava-misy erantany ny azy (openmind), izany no mahatonga ny prof ho olona hafa-firenena, mba hahalalany bebe kokoa ny zava-misy manerantany. Na ny mpiasan'ny CIA mpamaky ny e-mail alefanareo aza dia olona isankarazany hafa fihaviana daholo.
Kanefa diniho fa raha prof amerikana iray no makany Dago ka andeha hangataka hampianatra ao amin'ny oniversité ohatra dia mety tonga dia hihidy ny lalany satria mety hoe tsy fantatry ny any ny Ph-D fa doctorat d'État ihany no mety. :@
Ny fianana andavan'andro dia efa ampy hahitana io maha-henjana ny benkintana io, nahay mi-domine tsara izy izany hoe coco be, ny mpihira hankafizin'ny ankizy, ny film malaza, sns. lol :@
9. cutie
(
24/07/2007 21:29)
Mpandefa : niryna [ Valio ] 24-07-2007 08:23:57
Lohateny : Firenena aiza no misy matsilo- saina indrindra ny ankizy?
Mitovy ve ry ireto ny firenena raha resaka hoe intellingent izany no resahina?
Misy milaza mantsy fa hoe any Japon hono no tena mahay indrindra ny mpianatra.
Vokatry ny sakafo sa ny ora hianarana no mahatonga ilay firenena manana ankizy matsilo saina indrindra?
Ny trondro na ilay lohany iny hono no tsara hohanina matetika rehefa bevohoka ny olona dia lasa mahay ilay zaza,inona no hifandraisan'ny fahaizana amin'ny lohan-trondro?
Misaotra
niryna
japon koa no tonga tato an-tsaiko 1:lol:
10. Herimiafina
(
25/07/2007 16:25)
Mety ho ny Japs efa soara angamba retsy izany fa ny Japs tanora toa mitomany ho bekintana daholo klé! :-D:@
http://www.dailymotion.com/relevance/search/10000+promises/video/x17qv4_10000-promises-loveagain_music
:@ over, out!
http://www.dailymotion.com/relevance/search/10000+promises/video/x17qv4_10000-promises-loveagain_music
:@ over, out!
11. niryna
(
27/07/2007 06:22)
Rafotsy:
niryna:
Ny trondro na ilay lohany iny hono no tsara hohanina matetika rehefa bevohoka ny olona dia lasa mahay ilay zaza,inona no hifandraisan'ny fahaizana amin'ny lohan-trondro?
Misaotra
(l)niryna
Izahay aty France nefa ferana tsy mahazo mihinana loha-trondro fa misy mercure hono ! Izany angamba no maha bado vavy ahy ô !:-D:-D:-D
:roll:aiza kosa e
:roll:
12. niryna
(
27/07/2007 06:31)
Herimiafina>mety mitombona daholo ny resaka amerikana saingy ry zareo maka izay olona manampahaizana eran-tany koa hiditra ao aminy.Ilay resaka ara-bola dia marina satria ny ankizy iray tsy misy izay tsy hananany,mampianta azy diso tafahoatra indray ary ny rar,mety ho fitiavana no noheveriny an'izany voalohany kanefa namotika ilay zaza.Raha ny hoe ny ankizy tokony hanankarena indrindra dia ny zanaka amerikana,izay tadiaviny tsy misy izay tsy azony.Kilalao feno ny trano,ny kirarao feno ny trano,ny satroka sy ny akanjo ambony moa dia mitovy izy telo(kiraro,akanjo ambony ary ny satroka ) raha lahy raha vavy moa dia manaraka ny lamaody isa-minitra.Raha misy ny vola moa mety tsy misy olana,saingy raha resaka hoe omena fitaovana boky ny ankizy any dago,milaza marina aminao aho fa manana memoire lavitra tsy hita isaisa ny zanaka malagasy.Misy ny fampianarana ari-fomba fa izany akory tsy midika hoe intelligent be ny ankizy,tolorana daholo ny rehetra,eo amban'ny masony daholo ny rehetra,ka raha tsy eo izany ny boky dia very ny ankizy.Ny zanaky vahiny no tena mahay be aty ary tafiditra amin'izany koa ny zanaka gasy,tsy manaiky ho gisitra ny rar,satria mampiana-janaka.
13. niryna
(
27/07/2007 06:34)
kally:
Ary raha tena be manam-pahaizana sy matsilo saina tokoa ny olona ao USA, nahoana olona nahazo diplaoma avy @ firenena eropeanina ny ankamaroan'ny mpikaroka manam-pahaizana nalainy?:roll:
sa tsy dia natsilo saina ny mpampianatra aaary?
Izany efa notenenika izany izy fa mahasahy mividy fahaizana avy any ivelany izy.Saingy ny fahaizana noratovina avy any ivelany koa dia tsy manankery ao aminy.Ohatra raha vita fianarana dokotera ianao dia tsy maintsy miverina mianatra ,mahazo ilay diploma amerikana vao afaka manokatra fitsabona ho anao manokana na afaka miasa mampiasa ny diploma amerikana.
14. niryna
(
27/07/2007 06:38)
kally:
Ary raha tena be manam-pahaizana sy matsilo saina tokoa ny olona ao USA, nahoana olona nahazo diplaoma avy @ firenena eropeanina ny ankamaroan'ny mpikaroka manam-pahaizana nalainy?:roll:
sa tsy dia natsilo saina ny mpampianatra aaary?
Mifanohitra amin'izany indray,raha misy hevitra hono dia ampianarina ao USA ny zanaka frantsay ,dia rehefa miverina mody izy moramora kokoa ny mahita asa ao Frantsa satria ny diploma amerikana no ampiasainy.Na ankizy vita fianarana avy ao amerika mitady asa any Frantsa dia mandray karama betsaka.
15. niryna
(
27/07/2007 07:08)
Herimiafina:
Na ny prix Nobel aza dia Karana avy any Kerala, sy Baebgladay ohatra. Ny olona matsilo ao USA dia ny jiosy, sns....Satria ny USA tsy misy afatsy ny Amer-Indien no tena tompontany sisak'izay mpihavy avokoa.
Ka io indray maro ny isa ohatra raha resaka manao competition na fifaninana fanadinana amin'ny asa.Sinoa,karana,firenena maro isa be ireny 100 no mandray anjara satria ry zareo maro,ny tena iray fotsiny:roll:dia tsy maintsy mahay lavitra noho ireo 100 ireo izany ny tena,satria koa izy maro dia misongadina ny isa dia lasa hoe izy no anisany mahay indrindra sy be indrindra ao amin'ny toeram-piasana.Noho izy maro dia hita misongadina koa ny fahaizany,saingy misy koa ara-tsoratra fotsiny fa raha resaka firesahana indray dia sarotsarotra azy ireo ihany .Ny ankizy aloha hafa,fa raha fiasana dia tsy miraharaha ry zareo rehefa tafiditra dia ao indray izy mianakavy no miaraka dia tsy mila teny anglisy izy raha tsy miresaka amin'ny hafa indray na ny mpampiasa miresaka aminy.Eny mahay ny vahiny satria mahay mitsikaratra,manana ny vahiny satria mahay mihafy,efa nahita fahoriana,ary avadiny amin'ny volany any aminy ilay volan'ny amerikana dia vao maika izy mahangona
Dia ny fanontaniana, nahoana ny ankamaroan'izy ireny any USA vao mamiratra fa fony mbola tany antaniny toa tsy re-laza.
Satria ny rar no mahita ilay opportunite aty,raha tao anaty fahoriana ianao dia mazava ho azy fa mahay manampy olona sy mahay mandanjalanja ny vola,fantany fa tsy mandoa vola ny fianarany,fantany fa ny ankizy amerikana tsy mba manara-maso firy ny rar sasany,fantany koa fa tsy nitovy toy izay nianarany ny fahafahana sy fahazoana mianatra amin'ny zavatra maro dia ampidiriny sy asiany mandray anjara amin'ny rehetra ny zanany.Dia toy izany koa ny vahiny,avance be isika raha resaka mathematique,tena tsy ampy tsofina ilay izy ,raha resaka writing skills koa na ny fanoratana teny anglisy dia mahavoa be ny vahiny raha mianatra satria noheverin'ny zanatany fa tsy ilaina io satria ry zareo mahay miteny kanjo tena diso be ilay izy,mahay koa ny vahiny raha science satria koa misy fianarana tsianjery marobe ao,dia toy izany ihany koa ny physique,dia heverinao amin'izany ilay tombotsoa lehibe raha nampianarinao sy natoronao ny zanakao
Mbola vao resaka intelligence fluide aza io no resahan fa tsy ny karazana intelligence hafa.
Marina fa avance ba ny amerikana,ary tena mbola feno tany malalaka sy mahavokatra be mihitsy,tany vita nanahary tsy mila zezika firy fa mahavokatra,saingy toa tsy mahatsapa izany ny eo an-toerana.Noho ny toe-karena ambony dia ngezabe daholo ny olona aty, voky sakafo,mihinana,mihinana foana,tsy mitsahatra.Reraka miasa dia ny fihinanany sakafo betsaka no heveriny fa hanala ny havizanana:roll:
Vokatry ny toe-karena sy ilay fahasoavana nomen'Atra(God bless America)dia ngezabe koa ny fatran'ny sakafo amidy,ngezabe daholo izay jerena na olona na voankazo na legume,misy aza 2,3,4 fois ny habeny any amintsika.Zavatra tena mbola tsy fahita mihitsy,be zezi-bazaha be daholo,hany ka na kely aza ianao no tonga aty dia lasa mivadika vahana ,lasa mitombo ho azy vokatry ny sakafo.
Ny momba ny jiosy tsy dia haiko tsara fa matetika aloha ny jiosy namiratra tamin'ny fikarohana dia tany antanin'olona avokoa toy ny tany URSS fahiny sy ny tany USA toa andry Einstein izay tena teratany amerikana. :@
Ry zareo no efa betsaka ao amin'ny fitondrana ary vokatry ny fijaliana nahazo azy taloha dia tena maro tokoa izy,tsy misaraka,tsy miasa ny vadiny fa miteraka fotsiny ,miteraha ka mamenoa ny tany,dia tena mameno tokoa izy.Ry zareo matetika tsy miaraka amin'ny olona fa mitokana saingy mifanampy sy mifanavotra ary manana tsena maromaro tokoa izy ka saika ry zareo mianakavy daholo no miasa ao,taty aoriana vao nasiany olon-kafa.Ny ankiziny dia tsy mifangaro amin'ny ankizy hafa fa ry zareo ihany,misy anefa efa nipetraka teto ela dia efa niova tsikelikely ny toetrany ,fa ireny mbola antitra be ireny sy ireny mpivavaka be manaraka ny ao amin'ny TT ireny no tena betsaka mahihitra,mampijaly mpiasa,ary manaja ny andro sabbath be mihitsy,misaraka ny fitoeran'ny vilia sy ny vilany ary ny sotro miaraka amin'ny hena,ary mitokana toy izany koa ny mikasika ny ronono sns,mamono jiro rehefa zoma izay jiro tsy ilaina ,izay ilaina dia mirehitra eo mandra-pahatongan'ny sabotsy hariva izy izay.Ny tena mampihomehy dia tsy manapotsitra na boutton-ny ascenseur ry zareo fa miandry olona na ilay mpiambina varavarana.Ny zanany dia mianatra mafy tokoa ary ankizy iray maka boky efa ho 12 ary haverina ao anaty 3 herinandro,ny an'ny tena ary iray lahona vao voavaky,izany koa no mampahay ny zanany.
Na izany aza dia tena mahazo tombotsoa ny ankizy ampianarina aty amerika indrindra raha manaraka ny rar.Maro ny tombotsoa azo ary indrindra eo amin'ny fivavahana aty angamba no ataoko hoe toerana betsaka fiangonana indrindra(Hors sujet kely io fa azafady),saiky misy daholo isaky ny zoron'ny rindrina hoy ny fiteny,ary feno mpivavaka be indrindra koa.
16. niryna
(
27/07/2007 07:14)
Raha resaka fitadiavana vola kosa aloha dia misy tonga dia manankarena iray minitra monja.Mamorona zavatra izy dia amidiny ary dia mividy an'iny daholo ny olona.
Tsetsatsetra tsy aritra kely io.Ary raha resaka lamaody izany koa dia tsy maharaka ny lamaodin'ny frantsay izy saingy raha misy lamaody dia manao an'iny daholo ny adala sy tsy endry rehetra izao:roll:.Ny fanaovana volo sy ny hoho moa dia manginy fotsiny,lany eo amin'ny fitafiana sy fiaingona eo ny olona na antitra na tanora,ka lasa ny vahiny manangona,fa tsy manao izany firy.Ny lehibe fa ny tanora dia hitovizana satria na tera taty na mahita ny ataon'ny namany

17. Herimiafina
(
27/07/2007 13:45)
Raha ny enti-manana laniana andavan'andro kosa aloha no hijerevana azy dia ry zareo no henjana e, ary izay lazain'i Nirina izay mihintsy no endriky ny maha-henjana azy, tsy ny enti-manana ao aminy irery no ampiasainy fa ny an'ny firenenkafa ihany koa.
Ny fihavin'ny olona tsy midika n'inon'inona fa ny system misy mihintsy no mampivoatra ny fomba fisainana ary amin'ny lafiny rehetra.
Tsy misy firenena manaja ny kilemaina (feno structure) mihoatra noho ny USA.
Ary raha mbola tohizako dia tsy ny fananana Ph-D na ny maha-Docteur d'État atsy sy aroa tsy akory no maha-intelligent fa maro ihany ny olona ni-decoche tany amin'ny High School kanefa na ny oniversitera aza tsy maharaka ny fomba fiainany.
Ary io tsy azo adinoina ny atao hoe Pragmatisme, na ny tena fiatrehana ny realité (zava-misy marina), tsy misavoana be tahaka ny europeana sasany hany ka na docteur en electronique aza dia sonnerie simba avy tsy hay hamboarina. :-D

18. Rasiligaoma
(
02/08/2007 05:50)
dia matsilo tsaina sy be tetika izany ny bekintana matoa mahita izany fika rehetra lazain'i herimiafina izany.
hafetsena be ange izany hoe rehefa mahay dia alaina izany e!
hafetsena be ange izany hoe rehefa mahay dia alaina izany e!
19. princesseN
(
02/08/2007 10:20)
marina ihany alou le oe ny sakafo no mahatonga ny ankizy sasany ho inteligent e!fa zao koa anefa misy arakaraka ny fiarahamonina hiainany sy hatrehiny,zany arakaraka le olona mitaiza an'ilay zaza ihany,misy mantsy zaza tena inteligent h@ fahakeliny nefa rehefa tsy manana moyen ny RADny hanampy azy ampitombo izany intelligence-ny zany de ny zavtra hainy t@ izy mbola kely ihany no hainy izy rehefa lehibe!
20. Herimiafina
(
02/08/2007 23:14)
Rasiligaoma:
dia matsilo tsaina sy be tetika izany ny bekintana matoa mahita izany fika rehetra lazain'i herimiafina izany.
hafetsena be ange izany hoe rehefa mahay dia alaina izany e!
Ka io indrindra no mana-be saina azy kah, voalaza fa ny zaza intelligent hono dia ny zaza rebelle maditra, dia toa izany koa fetsifetsy, sns..:{:{