CLOS MAHAJANGA

1. tinalalaina117 ( 23/07/2007 07:57)
Mba ho fanomezam-boninahitra an'i Clos Mahajanga, dia mba mangataka ny tenanay mba ampidirina ato ny hirany izay mahay fa misy ihany ato fa vitsy kely.

MISAOTRA MIALOHA TOMPOKO
répondu par zamazama le 25/07/2007 15:25
2. Samoana ( 23/07/2007 14:23)
Misy clip vitsivitsy azonao jerena ao @ "youtube" sy "dailymotion" :wink:
3. ftma ( 23/07/2007 20:35)
mba omeo lien Samoana fa kamo hitady any :wink:
4. cutie ( 23/07/2007 21:19)
ftma
ao @antson'ny fo nataon'i DM misy :lol:
5. cutie ( 23/07/2007 21:57)
6. radjery ( 23/07/2007 22:19)
http://www.dailymotion.com/videos/relevance/search/Clo+Mahajanga/1 ny an'i dailymotion, mazoto mihaono fa tsara:-*
7. ftma ( 24/07/2007 07:08)
radjery: misaotra betsaka :-*
cutie: io nalefan'i radjery io no tena complet :wink:
8. radjery ( 24/07/2007 08:53)
ftma : :-*
9. Samoana ( 24/07/2007 13:50)
radjery:

http://www.dailymotion.com/videos/relevance/search/Clo+Mahajanga/1 ny an'i dailymotion, mazoto mihaono fa tsara:-*


Milay be ilay "Afindrafindrao":wink:


10. cutie ( 24/07/2007 20:04)
ftma
njaso aza hojereko :lol:
11. melody ( 24/07/2007 22:17)
ity koa misy
http://www.dailymotion.com/radavimelo/video/x2l55f_hommage-a-clo-mahajanga-fialonana_music
12. zamazama ( 25/07/2007 15:25)
tena tsy nahafaly an'i madame
no niantsaovako azy mama
herinandro niarahana
zay za vao nahalala
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1364