Ampidiro aloha ny tenimiafina
xxx lehilahy
1. xxx
(
21/07/2007 19:23)
Ahoana ny fomba tena ahazoana fahafinaretana ?
Azonareo avy hatrany ny tiako holazaina. Natao xxx fa mahamenatra sao misy vehivavy mamaky
Azonareo avy hatrany ny tiako holazaina. Natao xxx fa mahamenatra sao misy vehivavy mamaky
novalian'i kiadi ny 17/09/2007 18:41
2. xxx
(
21/07/2007 19:38)
asaivo hataonilay sipa miketoketoka tsara rehefa mitsofoka ao anatinilay fika ao :-D xxx vhv
5. menalamba
(
21/07/2007 21:20)
xxx:
Ahoana ny fomba tena ahazoana fahafinaretana ?
Azonareo avy hatrany ny tiako holazaina. Natao xxx fa mahamenatra sao misy vehivavy mamaky
Ampiaro ny fomban'ny Ntaolo:misy ny hoe"Sabaka aralanitra,kiombiomby,tsipi-kitay an'ny gara,sivana-apombo,tongotr'andriana maka goavy...etc" Aza miala @ kiso-drazana é...:^):^):-D:-D
6. Herimiafina
(
21/07/2007 21:29)
Ny tena hahazoana fahafinaretana dia ny manome fahafinaretana klou! hehehe:-D
7. fasaly
(
21/07/2007 21:46)
Herimiafina:toa marina tokotrany zany refa tena dinihina:-P
Ny tena hahazoana fahafinaretana dia ny manome fahafinaretana klou! hehehe:-D
8. Herimiafina
(
21/07/2007 21:50)
Rehefa tsy mahazo fahafinaretana mantsy ilay ankilany dia ny miaraka amin'ny tsangambato aza mbola mety ho manjamanja kokoa. =))
10. boubounezy
(
21/07/2007 22:49)
afaka mahazo fafinaretana kou nefa ny lhl sy ny vhv sans partenaire. (manao masturbation) tsy votery ho couple fona. zay alou ny fijeriko azy é!:°):lol:
11. Jeankely
(
22/07/2007 07:18)
Ilay atsy amin'ny vhv ihany no mody avadika lhl satria maika hanitatra ny lhl. Voafitaka ny lhl satria tsy nety nanohy izy tatsy iary izao izy nanome hevitra. Angaha io mety miketoketoka ho azy eo raha tsy miverina ary amin'ny Probleman'ilay vhv tsy voavaly ary=))=))=))
14. sylvain
(
26/07/2007 12:16)
rehefa samy te hahazo fahafinaretana,d aza hadino ny fanaovana prelim,any no fanombohana azy.
15. kanota
(
26/07/2007 12:40)
Mihetsiketse fa hay moa be specialiste ny lehilahy Malagasy nefa lazai-dry zareo atsy ambadika tsy mahavoa.=))=))=)).Tsy mahatorana Afrikanina hono ilahisany=))=))=)) hoy ny vevhivavy sasany nahita=))=))=))Tsy ahazoany fafinaretana
16. sylvain
(
26/07/2007 12:56)
zany ve hono ry kanota,iza hono zany sipa tsy mahazo fafiny ao zany,alefaso aty raha mba te ho toratorana!:wink:
17. Jeankely
(
28/07/2007 05:27)
Zahavo miadana ao fa hitanao ilay milaza ny nahita ny taolambe tsy mitapaka ary milaza ny hakelin'ny an'ny Malagasy lelahy.
