antso avo e mba andefaso ny hira sy tonin'ilay hiran'i BLACKJAKCS hoe asa ianao raha hoatra ahy e efa mba ela no nitadiavako aza ka na misy manana cd aza dia atao izay azo ifanarahana fa de mafy mihintsy ny mahazo ahy e le misy hoe "tsy aleonao ve miaina tsisy romoromo @ravim-bomanga sy patsa toy iza @havana hanim-7 loha arahandatsa dia misaotra mialoha bisous be roa daholy sy tsodaly kely