mifidy namana sy ny sary

1. xxx ( 21/07/2007 08:22)
Hono ho aho, misy fanontaniana manitikitika kely ahy ity, voalohany aloha dia izao: raha ohatra ka misy namana a mifidy namana an'i b dia mazava ho azy fa hitan'i b ny sarin'i a fa raha ohatra ve ka i b no mifidy namana an'i a dia mbola hitan'i b ihany ny sarin'i a ?
répondu par tywa68 le 30/07/2007 07:06
2. xxx ( 21/07/2007 08:40)
^^8-)Mety possible ka!!^^
3. dadie ( 21/07/2007 20:26)
ka ra izany v tsy i "b" indray no lasa "a" ,satria i "a" voalohany mety tsy ampiseo sary ra tsy itady namana na tsy sahy mampiseo sary lol... mazava v? ihihih

za zao "a" nitady namana an'i "b" ,dia refa nifampinamana vo nampiseo sary i "b" ,nefa bola misy "b" tsy mampiseo sary aza d za fotsiny no maminany ny endriny ato an tsaiko refa manoratra azy,parkontra ny namako "b" nampiseo sary 2/10 namana "b"
4. hery ( 22/07/2007 01:05)
xxx> Tsy possible kah.

Tsy maintsy ataon'i b ho namana koa aloha i a vao mahita ny sariny manokana.
5. xxx ( 22/07/2007 10:34)
Misaotra betsaka.
6. fasaly ( 22/07/2007 14:35)
refa tsy mety ampiseo sary i b de aza manaiky hatao naman'i b i a raha manana sary fa manjary enao ihany no mampiseo sary ny azy tsy hataony hita mitsy:-D
7. dadie ( 24/07/2007 14:21)
refa tsy mety ampiseo sary i b de aza manaiky hatao naman'i b i a raha manana sary fa manjary enao ihany no mampiseo sary ny azy tsy hataony hita mitsy

ka lé izy anie aki dry no mitady namana 1 ao anatin'ny zato e ,donc ze critera tindry na ao amindry no androatana nefa iny tsy mampiseo sary daolo
8. tywa68 ( 30/07/2007 07:06)
xxx sy dadie : efa hiaraha-mahalala ny timidité n'ny namana, fa soa aza fa tsy mijanona @ sary ny finamanana. Mba jerena koa ny fomba firesany sy ny zavatra tadiaviny, d andefasana hafatra izy raha te-halala azy kokoa na mila fanazavàna ohatra :wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1024