coucou!!!

1. angiecool10 ( 19/07/2007 12:21)
:D manaôn ooo!
zà reto vô nidtr d ba t haaz naman vao2 a
répondu par nampysoa le 25/08/2007 19:38
2. sahol ( 19/07/2007 13:34)
manaoana ooo!
zà reto vao niditra d mba t ahazo namana vao2 a!io zao mazava
3. fasaly ( 19/07/2007 13:46)
manaoana ooo!
zà reto vao niditra d mba t ahazo namana vao2 a!io zao mazava :(
4. rolland1000 ( 19/07/2007 14:31)
salut
hahaha tonga de mangalà ao fa be dia be ao e
manoràta fotsiny de ho valiana e
5. princesseN ( 19/07/2007 15:17)
slt angiecool>10
ça va ve toi!de tonga soa eh!
midira forum de @zay be namana be!ok!
6. la ( 20/07/2007 04:53)
Bonjour nareo rehetra dia tonga soa ianareo vaovao reo be namana be fa dia miresaha aminy fa aza miavona tonga de mahazo e
mazotoa ary mazaho be eee:D:):lol:
7. pskl ( 20/07/2007 05:31)
sali sali angel an!
tongasoa dé inn ny vao2 entinao ary é?
ahoana ko ty Pety tratra ty!!! fin de l'épisode zany!

manorata ry angel dé maztoa koa mtchat é!

biz
8. mandrindra ( 20/07/2007 08:52)
angiecool10:

:D manaôn ooo!
zà reto vô nidtr d ba t haaz naman vao2 a


dia ahoana izany ny namana tonta:wink:
9. sympa ( 20/07/2007 11:16)
angiecool10 :arrow: Tongasoa enao



10. dadie ( 21/07/2007 20:35)
[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Messages/0005a.gif[/IMG]
11. livax ( 22/07/2007 22:47)
slt a! mlay e! zah zao vao androany 22/07/07,no niditra tena mlay a! tsy nampoiziko ho toy izao ny ato anatiny,malalaka be ny safidy na inn na inn,tena mlay e!andraso ange e!:°)saika nivilana ny machoirako fa fa tena courage afa-kandro e!asina tonokalo ve?DE INN NO ATAO TIME? tairo misafidina time de valiko mlay be,ataovy santimaka rah poince, sa ny radio vazo gasy no atao? hi!hi!hi! ha!ha!ha!;-):-D:*:* MERCI LIVAX
12. sympa ( 23/07/2007 12:32)
livax :arrow: Tongasoa koa enao :-D

13. sahol ( 30/07/2007 08:28)
Bonjour nareo rehetra dia tonga soa ianareo vaovao reo be namana be fa dia miresaha aminy fa aza miavona tonga de mahazo e


zà ts miavna fa tia namana,enao mety namako?:)
14. mim ( 31/07/2007 07:53)
tongasoa daolo e!
15. princesseN ( 31/07/2007 08:52)
sympa>hum!hum!:)tsara be le sary!
16. wooda ( 31/07/2007 17:23)
Ze tia de tiako o!

Fa ze tsy tia de tiaviko o!

Saly ze vaovao! :-*:-*:-*
17. Fiffi ( 01/08/2007 10:07)
angiecool10: tongasoa kalou :) de aza hadino ny mameno le mombamomba anao fa tsy fantatra na lahy na vavy :) de mazotoa mi-forum :)
18. boraingy ( 02/08/2007 09:56)
Eny! Fitiavana no lehibe indrindra!
19. mim ( 03/08/2007 15:27)
marina zany é!
20. cbd ( 03/08/2007 17:25)
cool raoul =))=))=))=))=))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.0015